aprés TANTELY ....

1. xxx ( 15/02/2006 09:34)
eee dia mampalahelo mihintsy ny miss sy ny manequin ao @ gazette de la grande ile androany dia misy hoe elle a mis un glaçon dans son string !!!!un manequin figurant d'un spot de telma !!!MAMPALAHELO...mahantra tokoa moa ka dia atao ahoana e ny vazaha manambola
2. naritsimba ( 15/02/2006 10:06)
sitrapo io ko, mahazaka kiana matoa manao e!
3. lemenakely ( 15/02/2006 10:35)
ny fonony fotsiny no kanto sy meva fa atiny foana fa lohandrameva...ho latsalatsain'ny olona ianao ...ho voraborahany tsy misy ho raisina ...OAININA EO TENA!!!
4. nia ( 15/02/2006 11:15)
tsy mahagaga intsony fa ireny vehivavy mannequin na miss ireny anie pute eh, mieritreritra ny tenany ho tsara anefa izy ireny no tena ratsy indrindra. aleo ihany tsotsotra eo @ fiainana, hitan'ny olona eny ihany anie ny atao eh!
5. mandrindra ( 15/02/2006 13:07)
fa inona no blema raha izay no tian'ilay sipa, na manequin, na miss e?
nia, ka na makorelina aza ireny tsiys maharatsy azy anie e !!
6. kiali ( 15/02/2006 13:40)
aleo rangah iz zay tiany anaovany ny tenany io fa mitomany ho "moderne" tsika nefa tsy matanty akory fa saropiaroi daholo ! refa zay no fantany fa mahavelona ny tenanny de aza tsikeraina iz fa tsy mangataka any aminareo angeh reny eh! samy manana ny reviny io fa aza manao integriste hotran'izany fa fisaina tsy misondrotra zany
7. fiaritiana ( 15/02/2006 13:58)
zany no tiany ry zareo a!
8. fasaly ( 15/02/2006 16:43)
dakaoro be miaraka amin'i mandrindra sy kiali zà ka!:°) maninona raha revena manja izy io fa saiana kihana kely fona tssssssss.....:x
9. pitchou ( 15/02/2006 17:37)
zà mbô gaga! nenazy iny ze tiany hanaovana ny azy! nga nenao no nasiany glaçon?
10. lapino ( 15/02/2006 18:05)
Na saro-piaro marina aza moa afaka haninona eo?! :-w:-w
11. fasaly ( 15/02/2006 19:01)
fa iza no saro-piaro ry lapino?????:roll::lol:
12. lapino ( 15/02/2006 19:21)
kiali hoe:
aleo rangah iz zay tiany anaovany ny tenany io fa mitomany ho "moderne" tsika nefa tsy matanty akory fa saropiaroi daholo !

fa ataon'i fasaly fa iza indray àry? :-w:-w:wink:
13. fasaly ( 15/02/2006 20:01)
hihihihi! hay ve e! ok!:lol:
14. lapino ( 15/02/2006 20:12)
8):lol::lol:
15. fijo ( 15/02/2006 21:19)
ity avy dia pute sy makorel ity zalahy mba lanjalanjao an.tena mifangaro voraka be aminareo ny asa sy ny fiainana.sary no asany,mamoaka sary tsara,fa tsy varotra vatana.ka izay hijerena azy.
ny tena mampalahelo anie dia izao e.raha vazaha vavay no manao le izy,dia hoe :"tena manja sy sahy le sipa"
fa vao sipa gasy dia,lasa daholo izao karazana fomba fiantso izao.
ny mpandaka balina ohatra tsy voatery ho mpandaka vady koa.
16. fasaly ( 16/02/2006 05:27)
ka zay njinja ange ry fijo e:-* zay lay felonana kely misy ao amin'ny sam maha malagasy antsika, raha ry pamela anderson de hoe "tay be zany sipa zany" milay be, raha ry lcara moragane de hoe tena favy zany sipa zany, fangah ny gasy tsy mba misy hafaka hanao toy izy ireny, ary ny sipa manja sy ny miss no matetika voasoiton'ny agence na foto modèle sns, reny kou zay ray mivoaka de makorelina sns...mba mivoatra sy misokatra amzay ny saina fa aza de maneno lava zao e!:°) asany io, mahafaly azy azy ny vatana, azy ny vola azo kou inona no manakarary fo antsika amzany.......fiainany io kou!:wink:
17. fiaritiana ( 16/02/2006 07:41)
:-D:-Dsafidiny ny azy
manana liberté izy
enao koa manan tsafidy
sady manana liberté
18. fasaly ( 16/02/2006 11:07)
:-*
19. pitchou ( 16/02/2006 17:49)
kou raha mahasahy nareo mpanenjika ireo tsy manaova kou ho tazaninay e! :D
20. fiaritiana ( 16/02/2006 17:55)
=D=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1013