Aide urgente

1. sheran555 ( 14/02/2006 11:38)
Aide urgente !
A des citoyens malagasy ou d’autres personnes au Canada ou à l’étranger, pouvant confirmer l’existence véritable de l’organisation suivante :
« CIWRA REPRESENTATIVE
ASIA/AFRICA CO-ORDINATOR:
55, Tommy Lane, En-ville Conakry, Guinea
Tel: +224-11-368307 Fax: 15016298520 » qui travaille dans le recrutement d’immigrés étrangers

Urgent assistance!
With citizens malagasy or other people in Canada or abroad, being able to confirm the true existence of the following organization:
"CIWRA REPRESENTATIVE ASIA/AFRICA CO-ORDINATOR: 55, Tommy Lane, Conakry In-City, Guinea Such: +224-11-368307 Fax: 15016298520 "
which works in the recruitment of foreign immigrants
novalian'i Oully ny 03/05/2006 08:37
2. xxx ( 14/02/2006 12:34)
http://www.nam.org/s_nam/doc1.asp?CID=10&DID=233025
3. Herimiafina ( 14/02/2006 13:19)
Tandremo fa tsy tokony hisy mpanelanelana mihintsy ny fanaovana immigration Canada na USA.

Misy karazany maro ny manao toa io araka ny volazan'i xxx faharoa.
-Ao ny tena manelanelana tokoa ary mangataka vola lazaina ho sarany, ka raha olona aman'aliny sy aman'etsiny no mandoa io vola io dia mahazo vola be tokoa ilay miseho ho mpanelanelana. Kanefa mitovy amin'ny an'ny olona sasany tsy nandalo mpanelanelana ihany ny vokany azo avy eo, ianao fotsiny no lany vola sy fotoana eo.
-Misy ihany koa ny tena misoloky tsotra izao, mamorona site mahatsiravina toy izao, kanefa dia vatany vao azony ny vola dia iny izy no tsy hita. Otran'ny tena marina mihintsy ny zavatra voalazany ary tena mamaly resaka tsara mihintsy izy ary tena mody manampy kanefa iny vola iny ihany no tanjony, ny ambiny tsy raharahiny.

Tsy mila mpanelanelana ny fangatahana immigration, mbola averiko ihany! Raha mila fanampiana dia aleo mandoa $2000 amina avocat Canadiana iray hanampy sy hanafaingana kokoa ny procedures fangatahana immigration, toy izay handalo orin'asa Afrikana sandoka toy izao.8)

Valable io amin'ny resaka maro toy ny fitadiavana bourse, stage, sns;-)
4. Fiffi ( 14/02/2006 14:57)
mba dadany kosa izany an! mba mitandrema hiany re olona o! :(:(
5. Veloo ( 14/02/2006 16:41)
betsaka mihitsy ry reto no manao an'io a...efa betsaka ko no very vola an:(
6. Fiffi ( 15/02/2006 07:43)
misy aloha dia sahisahy mihintsy eh! fa mahagaga ahy koa aloha hoe maninona no manao an'izany nefa samy gasy ? ny vahiny aza manampy :(:(:(
7. pisopiso ( 15/02/2006 15:51)
lazao ary ny tena azo atao momba ny canada e!! inona no tsara hatao ary e!! avy dia mankany ve sa mitady avocataloha sa ahoana??
8. Herimiafina ( 16/02/2006 23:48)
Arakarak'izay provinces tian'i pisopiso aleha ihany io, fa ny tsaratsara kokoa raha francophone i pisopiso de any amin'ny Provice of Québec no tsaratsara kokoa,
http://voyageforum.com/voyage/immigrer_au_quebec_au_canada_D326078/
9. Fiffi ( 10/03/2006 04:38)
Herimiafina: toa tsy hita ny tohiny ?
10. Oully ( 03/05/2006 08:37)
Ho an'izay mahalla an'i Oully dia tsy i Oully ity fa ny cousine-ny sao mba isy hoany Mada mba hampitondraina ttasy hanaovana passeportn'ny zanako? (raisin'ny dadako any an-toerana), départ juin manko izahay ka efa antomotra ihany. Dia misaotra mialoha e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0912