Izany ve no atao hoe mivaro-janaka?

1. rakikih ( 11/02/2006 15:05)
Raha mba misy tovovavy iray tia tovolahy dia ataon'ilay renin-drazazavavy foana izany tsy ifankazahoan'izy roa ireo indrindra moa raha gasy ilay tovolahy ka tsy mifanaraka @ eritreriny dia mba ahoana ny hevitrareo mikasika ny fomba fisainan'io ramatoa io raha ohatr'izany foana no ataony @ zanany vavy rehetra izay mba mitia lehilahy malagasy(marihana etoana fa malagasy ray sy reny io ramatoa io ary manambady gasy ihany koa no sady mipetraka any madagasikara @ izao fotoana izao)
novalian'i TYNOS ny 21/02/2006 14:53
2. fasaly ( 11/02/2006 15:50)
fa inona aloha ny mahatonga anao hoe "izay mba mitia lehuilahy lagasy" fangah tsy tia gasy hono lay ramatoa????
rehefa tys mety am eritreriny zay zazalahy manadalo eo imasony kou tsy aleo ny azy ho antitra eo, zay fatrapifidy ihany no mahazo ny ratsy hoy ny fiteny zay.....fiainana efa sarotra ity, mandehàna mitady any ankafa fa aza miditra am olona sarotiny toy izany:wink:
3. Lejim ( 11/02/2006 18:41)
Sady rakikih ity koa, manokatra sujet dia mandeha, tsy mamaly commentaire-n'olo mihitsy fa manokatra iray hafa indray kanefa mbola tohin'ilay teo aloha ihany no fandinihana azy. Tsy azoko mihitsy.
4. vale ( 11/02/2006 19:33)
hihihih enao lejim an,hihih.... ny fahalalàko an'izany ramatoa izany alou de tiany hanambady vahiny izany ny zanany e, izay ! fa ity izy mahavita manasaraka ity ko no tena tsy mety an!hummm! :twisted:
5. Veloo ( 11/02/2006 23:35)
tsy mahay manaja ny zanany ilay ramatoa.:°)
6. isrine ( 12/02/2006 12:41)
Io ry zareo tsy resaka hoe " fivarotanjanaka". Fa ny olona tsi-1-1 dia samy manana an'izay fitiavana hafa2 izay raha resa-panambadiana. Eny fa na ny iray tampo aza de manan fisainana toy izany hoe rehefa tsy azoazo ilay olontian'io anabavy na rahavavy io. Ary indrindra ny anadahy no toy izany matetika.
Tsy dia mifanalavitra @ izany le atao hoe " crime d'honneur" satria tiana ho an'ny havana ihany ny sipa.
7. rakikih ( 13/02/2006 10:05)
Ny mahatong'ahy hiteny an'izany ry fasaly dia izao an!ny rahavaviny dia namporisihany hanambady lehilahy vahiny daholo sady ny kofa gasy koa mahantra no tsy afaka ampiadana tsara ny zanany.
8. mbositra ( 13/02/2006 19:23)
Tena revin'ilay ramatoa ilay kôfboay ka tsy maty mizara ny zanany
9. Veloo ( 13/02/2006 22:06)
iiiiiiii ratsy ndray zany kle:roll:
10. fotsy ( 16/02/2006 07:38)
ts haiko alou ry reto fa ny toetsaintsika malagasy mints no efa voa @ le hoe vady avy any ivelany.Ny hitako alou de toa mitanila ho any @ mivaro-janaka ny fijeriko satria ny Ray aman-dreny mints no tena misakana ny zanany raha vo olona ts manambola no miaraka @ zanany. Iza anefa no mpanam-bola eto @tsika sy ny mpizara vola ra ts ny voanjo??? F'anga mo le miadana no tadiavina sa le Fitiavana??? Ra tsika sipa gasy alou tena voa ratsy @ lé hoe avy any ivelany. Fa in lé tena hery miafina ao é??? Zao an ts ratsy ny vahiny fa mitondra zvtr vao2 eto @tsika kanefa kosa mbola kanto ny Bandy Gasy eto @tsika ts ambany noho ny hafa. Andramo ange é! Tsara an!
11. Veloo ( 16/02/2006 17:38)
=D=D=D
12. TYNOS ( 21/02/2006 14:53)
ka ny ray amandreny anie tsy hanolobatomafana ny zanany e:lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7875