Madagasikara

1. vancleef ( 11/02/2006 08:47)
Ireto misy liens vitsivitsy momban'ny tantara an'i Madagasikara ho an'ireo izay liana te haheno feo hafa. Tsy manka parti pris ilay lahatsoratra faha ny faits historiques dia anjaran'ny tsirairay ny manao ny heviny.
Madagascar
http://www.absoluteastronomy.com/reference/madagascar
Colonial Heads of Madagascar
http://www.absoluteastronomy.com/reference/colonial_heads_of_madagascar
Presidents of Madagascar, 1959-present
http://www.absoluteastronomy.com/reference/list_of_presidents_of_madagascar
Heads of Government of Madagascar
http://www.absoluteastronomy.com/reference/heads_of_government_of_madagascar
Ity misy koa lien iray http://www.nmafa.si.edu/exhibits/malagasy/queen.html hahitana ireo fanomezana nomen'i Ranavalona III an'i filohan'ny Etazonia Grover Cleveland tamin'izy nangataka fanampiana t@ Etazonia mba tsy ho las zanatany i Madagasikara
novalian'i fijo ny 14/02/2006 22:11
2. Solitikabe ( 13/02/2006 04:13)
Fa ohatran'ny adinontsika ho'a Razoky le 11 Febroary an
Inona indray no anton'io?
3. beloha ( 13/02/2006 04:41)
ay v manja b le Ranavalona e ireny zany tena gasy ka manja (l)(l)
4. fijo ( 14/02/2006 22:11)
manja tooa izy ka.radama II anie ka olona mpirevy e,nahay nifidy ny sipa manja izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0869