Pepiniere Ambohidahy

1. hesham ( 07/02/2006 19:24)
Sao mba misy mahafantatra an`i Corinne , nipetraka tao 67 ha atsimo , vavy tokana 3 ny anadahiny , nianatra tao @ pepiniere Ambohidahy koa t@ 1991- 1992 (second & 1ere, nee en 1977 , nianatra tao @ CCA tao Ambohidahy koa . Nareo any Canada sao mba misy mahalala azy fa lasa any hono izy efa 4ans na 5 ans eo zay . Namany tamin`izany fotona zany mitady azy eee .

Sao misy mahalala an`i Sonia koa , avy any Mananjary , Sylvio ny anadahiny , nipetraka tao @ cite Ambodin`isotry zareo , ampitan`ny Epp , nianatra tao @ pepiniere Ambihidahy koa .
2. Veloo ( 07/02/2006 19:33)
hesham a mila mianjy an'i herimiafina aky tsika a :-D:-D:-D
3. Herimiafina ( 07/02/2006 20:28)
Tena tsy haiko akia ireo ry Hesham an. Na foiny zah mbola tany Canada tany aza de mbola tsy naheno ireo anarana ireo, midadasika koa anie akia any ka tsy hita beny ihany e! Zah mantsy izao efa aty Afghanistan njay, lol, hehehehe=))=))
4. dadabe ( 08/02/2006 05:03)
hesham a! zah mahalala fa ahona klou e, sao dia espion-ny no mitady azy ???
5. jennifer2 ( 08/02/2006 05:30)
nfindra any chine angaha ireo ry dadabe? ti-tan
6. Fiffi ( 08/02/2006 06:06)
:-D
7. mamzelkely ( 08/02/2006 07:05)
tsisy haiko reo fa mbola kely za tam zany andro zany:-D
8. ari.malala ( 08/02/2006 09:53)
zao mou njy efa lebe ôôôôôô ;)
9. kally ( 08/02/2006 17:11)
Corinne ilay bebe volomaso somary maintimainty kely lava volo iny ve izany?Mahiahia izy? I
10. Veloo ( 08/02/2006 20:39)
hesham a to fantatr'i Fiffi retsy a...:wink:8O
11. hesham ( 09/02/2006 18:11)
kally hihihihi mampiresaka ve nji sa ahona eee .

dadabe non tena namako be tamizany zareo dia za nifindra tsy lavitra canada dia sao mba hifanena izahay satria mety handeha any matetika za .

Herimiafina misaotra lesy an , nifindra aiza lah an hhuuuummmm nanambady any nga lah hihihihi.
Veloo , hihihi aona koa ahafantaranji na hainy tokoa na tsia hihihihihi .

Mamzelkely hihihi ntso sambatra nareo mbola kely .

ari-malala ary nji ve efa lebe kou hihihi

jennifer2 hihihihi

fiffi to lozanji vanitika fotsiny hihihihi
12. Veloo ( 09/02/2006 19:44)
hesham a :-D:-D:-D:-D ka i fiffi mba miresaka knou :wink::-D:-D
13. Herimiafina ( 10/02/2006 15:50)
Hesham an! Raha izaho njy nandeha par étapes klou, nanao size momba ny pepinière Ambohidahy na CCA de izay vao nanontany an'ireo ankizy ireo klé.

Betsaka mantsy ny ankizy tao, de torak'izany koa ny CCA sy ny Canada, mety anarana hafa koa anie no hahalalana an-dry zareo e! :-*
14. hesham ( 13/02/2006 17:47)
hermiafina , hihihihi eny ary eeee :-D:-D
15. cutie ( 13/02/2006 18:51)
hesham [ Valio ] 07-02-2006 23:24:46
Lohateny : Pepiniere Ambohidahy
Sao mba misy mahafantatra an`i Corinne , nipetraka tao 67 ha atsimo , vavy tokana 3 ny anadahiny , nianatra tao @ pepiniere Ambohidahy koa t@ 1991- 1992 (second & 1ere, nee en 1977 , nianatra tao @ CCA tao Ambohidahy koa . Nareo any Canada sao mba misy mahalala azy fa lasa any hono izy efa 4ans na 5 ans eo zay . Namany tamin`izany fotona zany mitady azy eee .

Sao misy mahalala an`i Sonia koa , avy any Mananjary , Sylvio ny anadahiny , nipetraka tao @ cite Ambodin`isotry zareo , ampitan`ny Epp , nianatra tao @ pepiniere Ambihidahy koa .

Hesham , zao ty vo hitako , fa andefaso hafatra za fa misy oul haiko any Mananjary za :lol::lol::lol:
16. Veloo ( 13/02/2006 22:08)
8O zany ve?
17. kally ( 14/02/2006 16:27)
Hesham> Tsy mampiresaka aho fa fantatro raha io nolazaiko io ny bikabikany, tao @ CCA.
18. hesham ( 16/02/2006 16:42)
kally sady nianatra tao@ pepiniere izy en meme temps nianatra tao @ CCA.
Cutie zany ve ? ok bizzzz
19. Herimiafina ( 16/02/2006 21:31)
Hesham an! Toa tsy mety izany knou! Mila manana BACC vao afaka mianatra ao amin'ny CCA kanefa ao amin'ny pepinière toa segondera second cycle knou!8)
20. cutie ( 16/02/2006 23:27)
hesham [ Valio ] 16-02-2006 20:42:14
Lohateny : Re : Pepiniere Ambohidahy
kally sady nianatra tao@ pepiniere izy en meme temps nianatra tao @ CCA.
Cutie zany ve ? ok bizzzz

mianjy an-jy za e :-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6878