Toro-hevitra kely

1. Vahinala ( 03/02/2006 20:32)
Tsy haiko moa raha ato no tokony hametrahako an'ity fa toro-hevitra kely mba tiana hatsipy.
Somary nanana olana kely tamin'ny resaka lanjan'entana aho teo ka nisy namana iray nilaza tamiko fa manana droit mandefa entana maimaimpoana (indrindra entana vaventy) makany amin'ny tanindrazana ny olona mody "définitivement", any amin'ny ambassade malagasy izay akaiky anao indrindra no manontany azy io, niantso tany mihitsy aho fa saingy efa tara loatra azony 3 volana mialoha hono no mila miteny amindry zareo nefa za vao tamin'ity herinandro ity vao nahalala azy io. Ka ho anareo izay mbola hody aoriana dia mba toro-hevitra kely iny !
novalian'i fijo ny 08/02/2006 04:55
2. vale ( 03/02/2006 20:36)
vahinala: f'angaha ndry tsy hiverina intsony?8O8O8O:{
3. pitchou ( 04/02/2006 00:24)
vahinala> tsy aleon-dry manantona any mihitsy raha misy fotoana ihany? satria mety hoe principe izay fa mety ho misy azony hatao ihany! izaho aloha tsy nahatsiaro hoe nanana 3 volana izany niomanana hody t@ zĂ  tany e!
4. Fanja1 ( 04/02/2006 07:27)
vahinala misotra betsika fa tena tsy nahalala zany aho aloha e! bizzz njy
5. Fiffi ( 04/02/2006 07:35)
Vahinala: an3 tsy mila 3 volana izany io an! rehefa misy taratasy manaporofo fa andeha hody ndry dia mety io. ohatra hoe "resiliation" jiro sy rano , na telefonina na maro ireo taratasy tsy maintsy nataondry alohan'ny hilaozandry ny toerana dia ireny fotsiny ampiseho fa tena mety ireo an!:-*:-*
6. Vahinala ( 04/02/2006 10:24)
Ka za ve ry reto mahalala fa zany no nolazainy ana ko !:(:( Sady tsy tratra intsony satria eto am toerana misy ana tsisy ambassade fa any la Havre vao misy.
7. routa ( 04/02/2006 14:25)
sambatra vaniala hody:cry:
8. andry44 ( 04/02/2006 15:24)
Mampamangy any Ambala any ry Vahinala a!demiaotra betsaka koa t@lay torohevitra fa mahasoa na de any Dakar aza ny ambassadenay aty!
9. Veloo ( 04/02/2006 23:54)
10. Fiffi ( 07/02/2006 05:22)
Vahinala: nahazo vao2 ve ? mba ampitapitaho hiany sao ahitana hevi-baovao :-*:-*:-*
11. fijo ( 08/02/2006 04:55)
vahinalan,de hody ve ndry?????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2245