mariazy anjara avy @ Tompo ary ny ankoatr'izay punition

1. valinaka ( 30/01/2006 13:12)
ny fahavitan'ny mariazy de anjara tsy azo idovirana avy @ Tompo.satria na hiodina foana eny aza ka tonga @io sakramenta io de tsy noho ianao na izaho fa tendry avy Aminy.
raha misy kosa olona tsy mety mahatazona , na mandeha irery foana na... de punition izany satria sûr fa misy zavatra tsy mandeha @ laoniny ny hataonao ary mihevitra ianao fa tsy misy mahita izany saingy asehon'ny @ tsy fahazoanao fahaham-po mihitsy izany ary satria ianao de tsy mivavaka Aminy ary tsy manaraka ny lalàny
novalian'i jennifer2 ny 19/02/2006 03:39
2. vale ( 30/01/2006 13:52)
mriazy any am-piangonana ve no tian'i valinaka holazaina eto??? tsy azoko aloha oe inn no maha punition ilay fiodinan'ilay olona iray efa vita mariazyé, ny fieverako izany dia tsy punition fa sitram-po knouuuuu!
3. mandrindra ( 30/01/2006 14:11)
marina izany ry vale a, sitrapo sy safidy daholo ny zavadrehetra
4. fasaly ( 30/01/2006 14:14)
de raha punition de punition avy amin'andrimanitra ve zany lay miodina ohatra....:roll:
5. Vahinala ( 30/01/2006 14:41)
Fa anga hono i valinaka ty hanambady vhv ndray sa ahoana e !:roll::roll::roll:
6. ravakamalala ( 30/01/2006 14:55)
Omen Andriamanitra safidy foana isika olombelona!

raha ohatra ary ve izao hoe ilay olona novadianao iny sendra tys mifanaraka tampoka aminao dia ahoana? hanome tsiny an Andriamanitra zany ianao hoe "nanome anjara tsy sahaza" ? 8O
7. lapino ( 30/01/2006 16:00)
Maha-sadaikatra be ilay resak'i valinaka fa toa ohatra ny misy maha-marina azy ihany:
- Andriamanitra dia Fitiavana,
- Mba hahafahan'ny olona manambady sy maharitra amin'ny fanambadiana, dia tsy maintsy manam-pitiavana izy. http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=IKorintiana&Toko=13
- Voafaokan'ny fitiavana ny didin'Andriamanitra rehetra http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=Jaona&Toko=13&Andininy=34
8. Veloo ( 30/01/2006 16:30)
vahinala:-D:-D:-D:-D
9. Vahinala ( 30/01/2006 21:03)
lapino > Azavao misimisy ny hevitrao.
10. lapino ( 30/01/2006 21:05)
Vahinala: Tonga dia iry resak'i valinaka voalohany iry anohizana azy.
11. Vahinala ( 30/01/2006 21:11)
:-w:-w:-w:-w:-w
12. Veloo ( 30/01/2006 23:11)
:-w
13. jennifer2 ( 30/01/2006 23:24)
Marina io lazain'i Valinaka io reto a!
Fa ho an'le misaraka, tsy tena nangataka tsara izay ho vadiny izy matoa mitranga aminy izany!
Alohan'ny mariazy, mila mangataka @'Andriamanitra foana enao hoe iza no anjara omeny anao, mila mahay manavaka ny avy aminy sy ny tsy avy Aminy enao @ alalan'ny Fanahy Masina izay omeny. Ary rehefa vita ny mariazy, de mbola mila mivavaka hatrany ianao ary maka toky Aminy fa io ilay anjara nomeny anao!
Mba haharitra ny tokatrano? mila mangataka ny fiarovana avy Aminy noho ireo fakam-panahy manodidina rehetra!
14. Veloo ( 30/01/2006 23:25)
:wink:
15. lapino ( 31/01/2006 00:27)
jennifer2:
Marina io lazain'i Valinaka io reto a!
Fa ho an'le misaraka, tsy tena nangataka tsara izay ho vadiny izy matoa mitranga aminy izany!

Tsy nangataka tsara ve dia mahazo punition? :-w:-w:-w
16. diamondra27 ( 31/01/2006 10:31)
MARIAZY anjara avy @ Tompo.
Matoa iny nomen'Andriamanitra de 'zay no fantany fa mety.Izaho manana hevitra heverana ho anareo ...
Ny fisainan'Andriamanitra de tsy takatsika olombelona

MANARY AZY no anjara avy @ olombelona= misaraka= miodina = punition???
De refa niodina 'zany enao na nandà ilay olona nomen'Atra anao tokony ho vadinao nefa nilavinao de zaylasa tsy Andriamanitra intsony no nanome fa enao no niodina t@ de niodina koa ny fiainanao ...
17. valinaka ( 31/01/2006 11:20)
ny fiodinana de anjarn'i diamondra irery fa ny tena mariazy vita ange no resahiko ê!an azonao tany am-pihodinana aza izy de efa izy izay fa tsy hoe zay tianao akory.ny fitiavana de mbola tsy haintsika olombelona ny mamaritra sy miaina azy hatramin'izao:lazaintsika fa sex,na toetra ivelany,...
18. Herimiafina ( 31/01/2006 13:57)
DM: (l):*:*(l)
19. Veloo ( 01/02/2006 19:35)
herimiafina ka iza ihany ny anjy ty e i vivi sa i diamondra e??????:-D:-D
20. diamondra27 ( 05/02/2006 10:52)
veloo: raha eto aloha de DM fa raha ary @ le anakiray de vivi, sa tsy mety 'zany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5363