mitady fiara

1. zefa ( 29/01/2006 17:00)
manahoana daholo gasy vao tonga 3 volana lasa zay mianatra eto france (bordeaux)mitady fiara ho vidiana hoetina mianatra ny marika tiako dia bmw
na audi ny vidiny dia mba aokaho sahaza ny volan'ny mpianatra zay fa de misaotera mialoha
novalian'i trinamana ny 08/09/2017 11:19
2. Ralay ( 29/01/2006 23:57)
Zefa> Ary zafa izany anie ka tena maika be fa vao telo volana dia efa hividy zavatra betsaka e :-D. :lol:Vazy² izany ry zefa fa ny torohevitra omeko anao raha mpianatra ianao ka tsy dia manam-bola dia aza mbola mijery an'izany BMW na AUDI izany aloha satria ireo marika ireo dia tsy ho azonao mora na dia occasion aza.Araky ny voalazanao dia fiara entina mianatra no tadiavinao ka voalohany aloha dia tokony fiara kely izany no tadiavinao satria ireny no mora moa ianao koa tokana ireny no tsy mandany essence,sady mora koa ny assurance sy ny carte grise ary ny ahitana place(parking). Ka noho izany dia mazoto ary mijery @ ireny gazety maimaipoana ireny fa betsaka @ireny.Raha toa ka tsy mahay moba ny fiara ianao dia miaraha @ olona iray mahalala fiara tsara rehefa hividy sy manao essai ny fiara.
3. Ralay ( 30/01/2006 00:09)
Rehefa any aoriana miakatra ny pouvoir d'achatn"i Zefa dia mividy BMW na AUDI @ zay an :lol: samanana sponsor moa i Zefa io fa raha izay indray dia tsy olana mintsy =)) ^^:lol:
4. lapino ( 30/01/2006 10:27)
Aza imemezana kosa izy aloha e!
Za zao tsy vao ela nahita bmw 316 ohatra ny mbola bon état ihany, no 2500€, tsy mety mba ho vidianable @ mpianatra somary ambitieux ihany ve izany?:wink:
Fa na izany aza tsy hoe paradisa koa ilay an-dafy e! :wink:
5. hery ( 30/01/2006 10:32)
ngah rehefa mpianatra dia tsy hanam-bola kle :-)

Mazotoa Zefa. Na eto amin'ny internet aza misy bmw moramora ihany. Ary raha sendra tsara vintana dia mahita mora be mihitsy ( le oul te hisolo fiara ireny)
6. lapino ( 30/01/2006 11:17)
Ndeha hasaiko soloiny ny fiaran'ilay olona atsy ambadikanay atsy fa manana BMW X5 izay lery! :-D:-D
7. Ralay ( 30/01/2006 13:58)
>Ka tsy hoe tsy manam-bola ny mpianatra fa hoy izy hoe sahazan'ny volan'ny mpianatra izany limité ihany :lol:
>Hitondra X5 mianatra zany ve tsy tena hoe laibany be :lol: aleoko ny 2cv-ny dadanay ihany :P
8. mandrindra ( 30/01/2006 14:08)
misy fotoanany ny zavadrehetra e
9. zefa ( 30/01/2006 18:34)
manahoana daholo misaotra betsaka t@ fanampiana .
le fiara ra azoko de hoentiko any dago rehefa mody za de aleoko mividy ny tsara in1 mandeha mba mahazo vola kely ihany mantsy za @ stage ataoko nefa mandritra ny stage tsy maintsy mila fiara, fa mifindrafindra foana indrairdray @ alina be no tsy maintsy mandeha de voatery mindrana olona foana de aleoko mividy fiara .raha hividy 1 qualité moyenne za ataoko fitondra za nefa hividy iray mba tsaratsara avy eo de mitovitovy ihany .
zay aloha fa madrapihaona daholo e!
10. zandrikely ( 31/01/2006 11:22)
marina zefa a , tsy malala olona any allemagne ve zefa fa any no mora ny audi sy bm , sady milay e
11. bigy ( 02/02/2006 07:28)
refa misy ny sôsy de mividiana fiara ze takatra na bmw na 4l e! miaraha am specialiste refa hividy sao ambakain'y oul fotsiny any, de aza maikamaika koa fa izay ihany no tsy ahazoana zvtr tsara e!
12. trinamana ( 08/09/2017 11:19)

bigy:

refa misy ny sôsy de mividiana fiara ze takatra na bmw na 4l e! miaraha am specialiste refa hividy sao ambakain'y oul fotsiny any, de aza maikamaika koa fa izay ihany no tsy ahazoana zvtr tsara e!

Salama daol tena misy fifanajana ny seranareo ary avo lenta ilay somary ironique nefa fen fanajana sy misy tolérance -mba rahoviana vao ho toy izao daol ny forum-miste, ity angamba mba exception ve ? fa irina mba hanao tache d'huile felicitations à tous
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2699