sao mba misy manana na mahita mpivarotra pins saina mada o

1. xxx ( 25/01/2006 19:31)
sao mba misy manana na mahita mpivarotra pins saina mada eto france no misy ahy
novalian'i Fiffi ny 26/01/2006 09:53
2. Ragadona ( 25/01/2006 21:31)
Na de te handefa aho zao d tsy fantatro hoe iza io xxx io
3. Veloo ( 26/01/2006 02:37)
inn kay zany pins saina mada zany e?
4. Herimiafina ( 26/01/2006 03:11)
Rahaz ah i xxx, manamboatra, izany heo mividy pins saina hafa de iny no karakaraina lokoina e! Mbo kozy e, efa nataoko io fa ny ahy saina isaraeliana indray tamin'izay!:-D
5. jennifer2 ( 26/01/2006 03:57)
:-D:-D, hay tokoa moa nareo ry Herimiafina avy any Israely? hita @ endrika eny ihany mantsy ny razambe koa!
6. Herimiafina ( 26/01/2006 04:02)
Oadray klé, an3 kah, mba nozarana tamin'ny zaza ireo pins ireo kah fa tsy anah akory kah, hehehehe:-D:-D
7. xxx ( 26/01/2006 07:19)
ity ny mail ko ary e ramamolava@yahoo.fr
8. Fiffi ( 26/01/2006 09:53)
Veloo: pins akia ah!!! fa misy drapo Dago hono no ilainy ary eto frantsa izy.:-D jereo hiany eny @ air mad ireny fa mety hisy. Fa tsy mivarotra angamba fa mangataka rehefa mividy billet iny , toa efa naheno an'io aho manko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5759