hafatra tsy mety hita

1. fijo ( 25/01/2006 04:16)
misy hafatra iray mipetraka wa isaky ny miditra ato aho,nefa tsy mety hitako le hafatra,ka atao akory ny mitady azy?
novalian'i fijo ny 25/01/2006 21:34
2. Fiffi ( 25/01/2006 05:45)
fijo: manaova solomaso :-D:-D:-D fa vazi2 ny ahy fa izaho koa efa voan'io an ! dia tena sy hitako intsony mihintsy ilay dinika 8O8O8O8O
3. Veloo ( 25/01/2006 20:51)
mety natelin'i fijo ilay izy knou:-D:-D:-D
4. fijo ( 25/01/2006 21:34)
ka tsy mbola voavakiko akory aza le izy ko.nefa tsy hitako mihintsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1504