Tsikitsiky lava
1. Vahinala
(
24/01/2006 12:17)
Misy an'ilay hira hoe " na inona na inona hitranga, amin'ny fiainana, dia arahina tsikitsiky lava", ahoana no fandraisanareo an'izany, possible tokoa ve ny manao izany indrindra fa raha sendra olana be, fahoriana na koa hatezerana ? Miandry ny hevitrareo za an ! :wink:
novalian'i parazy ny 07/02/2006 04:42
2. kala
(
24/01/2006 13:32)
Tsy haiko aloha hoan'ny hafa fa zà de gaga ny manodidina fa na tezitra be aza de toa mandalo fotsiny iny fa mitsiky avy eo. Ary tsy vitan'ny tsiky kely fa tena tsikitsiky lava :-)
3. booboo
(
24/01/2006 13:45)
zà refa sendra an'izany dé mahatsiaro ilay lalanan'ny Tily oe " Mihira sy mitsiky ny Tily rehefa sendra ny sarotra ". Dia mitsiky zà fa sady manompa an'eritreritra ihany :°):°)
5. Vahinala
(
24/01/2006 14:34)
booboo > Ka zay ange mantsy hoa e, za koa manao toy izany mintsy, mihezaka ny mitsiky ihany fa sady rangitra any anaty any na koa hoe malahelo ! :-D:-D:-D
6. tiatsara
(
24/01/2006 15:13)
Vahinala a !
Inona àry ty ?
"Mitsikia mirana endrika e !
Ka aza ataonao re akory
Ny fiketoky ny jaly
ao anatinao ry foko !"
Tsy za no niteny an'io fa i Rado an ! mpindrana fotsiny aho, raha vao rangitra ndry dia vao maika mi-chauffe be fa aleo mitsiky fotsiny e !
" Tsiky dia ampy e ! "
Inona àry ty ?
"Mitsikia mirana endrika e !
Ka aza ataonao re akory
Ny fiketoky ny jaly
ao anatinao ry foko !"
Tsy za no niteny an'io fa i Rado an ! mpindrana fotsiny aho, raha vao rangitra ndry dia vao maika mi-chauffe be fa aleo mitsiky fotsiny e !
" Tsiky dia ampy e ! "
7. Fiffi
(
24/01/2006 16:31)
Vahinala! iny hoe rangitra be iny anefa dia miheritreritra kely fotsiny dia lasa mitsiky irery :-D
8. Vahinala
(
24/01/2006 18:37)
Eny ary e, ary raha hoe misy zavatra mampalahelo be ndray d ahoana raha tsy tafatsiky ? :cry::cry:
11. ari.malala
(
25/01/2006 05:42)
ts haiko alo fa za tenenin'ny ol fôna we za ony tsikilava, d nefa ko tonga d hita b ety ivelany we misy mahazo ana ndray nefa ra malahelo na tezitra ah, fa d io tsikilava io no remark azoko, ary tsy tsiky ihany fa vanitika az an obetsaka :-D:-D
12. Vahinala
(
25/01/2006 08:27)
Kay ve e, tena mahavita reto nareo a, za na rehefa misy mahazo ana na mihezaka mitsiky aza d mbola hita foana hoe tena misy blème e, ndraindray tsy haiko ny manafina azy dia mihataka mintsy aloha mba tsy ho hitan'ny olona.
13. fykely
(
25/01/2006 13:04)
momba anise za ry booboo, tafahaona ato ndray mantsy: mihira sy mitsiky ra sendra ny sarotra
io ny lalana tily tiako ndrindrat ary itako fa azoko atao, za ref tezitra de mtsiky iany na de malaelo b aza, ref tena ts zakako de miala eo amle oul a de lasa latsaka kely aloha ny ranomaso any ambadika, hi hi :lol:
moa za koa lazainy ankizy oe tokony tsiky no atao anarako, :D
io ny lalana tily tiako ndrindrat ary itako fa azoko atao, za ref tezitra de mtsiky iany na de malaelo b aza, ref tena ts zakako de miala eo amle oul a de lasa latsaka kely aloha ny ranomaso any ambadika, hi hi :lol:
moa za koa lazainy ankizy oe tokony tsiky no atao anarako, :D
14. Vahinala
(
25/01/2006 14:08)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D Io ary za fa hivanitika foana ndray zany e !