inona marina no tena dikan'ity teny ity any e
1. xxx
(
21/01/2006 11:52)
any atsimon'ny nosy dia toa hoe tena teny ratsy izany BADA MENA izany izay mahalala aoka mba hilaza ny tena dikany!!!:roll:
novalian'i fijo ny 28/01/2006 04:33
2. watafon
(
21/01/2006 17:22)
tsy teny rasty zany izy io fa ohatran'ny hoe manambany olona zany e! nalaina avy t@ teny oe : BAD MEN ange ono izy io e!
4. dadabe
(
22/01/2006 02:30)
hummm fomba fiteny any @ faritry menabe io teny io , ary marina ilay tenin'i watafon oe avy @ teny hoe bad men , manambany olona , rehefa manomboka ho tezitra ny olona iray @ ady hevitra izay atao dia io no fomba fiteniny
6. dadabe
(
22/01/2006 02:50)
kidabolahy lesy sahala @ hoe jiolahimboto a ! goana any @ faritra ambatondrazaka
mpamaraky any toliary
mpamaraky any toliary
10. zoara
(
22/01/2006 12:22)
diso fandikà-teny iha dadabe,kidabolahy zao tsy midika jiolahimboto,kidabolahy= mpamaraky=johary=tovolahy=zazalahy efa tanora=tanoralahy etc,jiolahimboto zao taoko bandit,jiolahimbavy laha ohatsy ka ampela.jiolahy+voto(voto no anaran'ny filahiana any atsimo)
bada mena io la marina fa avy t@ bad men laha araky ty fahaizako azy
bada mena io la marina fa avy t@ bad men laha araky ty fahaizako azy