FOURRIERE

1. diamondra27 ( 18/01/2006 12:45)
Hono ho'aho raha sendra lasa any @ fourrière kay ny vam de aiza no aleha? Inona no tokony atao?Za manko tsy mba nametraka io kestion io fa mba te-hahalala kosa raha sendra voa na mba afaka manoro hevitra olona
novalian'i dadabe ny 26/03/2006 04:24
2. lemenakely ( 18/01/2006 15:00)
antsoina ny fourriere akaiky anao indrindra dia miteny izy hoe aty aminay io na any ankafa dia mandoa vola eo @ 135 euros miampy ny procés verbal tsy maintsy aloa
3. diamondra27 ( 18/01/2006 17:22)
akaiky aiza any @ résidence anao ve sa any @ le toerana ni - se garer-ko?

De afaka lazainareo eto ve oe ze mahay aiza doly ny fourrière misy ao france ohatra?
4. Ralay ( 19/01/2006 03:55)
O la la ka tsy ho feno ve ity page ity ry diamondra hihihi :lol:. Tsy misy ilanao an'izany fa ny fourrière ao @ toerana hipetrahanao ihany na ny ville nakan'ny fourrière ny dabanao no antsoinao antsoy ny 108218 ohatra dia izy no manome anao ny renseignement @ tel ny fourriere ilainao.:lol: Aza tratra ihany fa mangidy an =))
5. mandrindra ( 19/01/2006 09:26)
commissariat de police no antsoina dia tonga dia fantany. raha toa ka tsy fantany hoe aiza ny fiaranao dia nisy nanagalatra izay
6. diamondra27 ( 19/01/2006 17:20)
hay ve zay fotsiny e! za zo nihevitra oe mila hay par coeur le misy ny fourrières retra

merci e!Mamonjy

f'angah efa mande io 108218? De tsy mety tsony zany le 12?
7. Herimiafina ( 20/01/2006 03:46)
Le 135euros io ve saran'ny fitaritana (remorquage) e?:roll:
8. Ralay ( 20/01/2006 04:54)
Diamondra kosa e andramo dia ho hitanjy e saEfa mananontanona angha ny fourrière any aminjy any :-D Ny police voalazan'i mandrindra io koa tena mety @zay njy tsy mianatra liste
9. fijo ( 20/01/2006 19:18)
za ralay efa voan'io ,fa naloako le 600 ff,fa ny PV hatramin'izao tsy nalohako.efa tamin'ny 2001 le izy.
10. Ralay ( 21/01/2006 02:12)
Efa tratran'ny prescription toi zany ry fijo raha tsy nisy relance depuis.Iny le hoe tsara vitana na dia tao anatin'ny ratsy aza ^^:-D
11. cheboman ( 21/01/2006 04:10)
ny sazin'izany pv efa tamin'ny 2001 zany ve tsy efa xfiry @izao ?
12. diamondra27 ( 21/01/2006 08:20)
ka sao de tratran'ny bugg le izy de tsy hita trace intssony , fa mivonona ihany fa nisy namako nahazo PV
, falifaly ery hoe: tsy nireclame ny tresor efa 2 ans, hum 3andro taorian'ny niresahany de iny hono fa tonga le PV ...
13. cheboman ( 21/01/2006 09:00)
efa tratran'ny pv 90euros tsy naloha herintaona lasa 375euros :twisted:
14. Ralay ( 21/01/2006 09:59)
Raha PV stationnement dia amnistier iny rehefa misy fifidianana filoham-pirnena vao² fa aza mampatahotraan'i fijo eo ianareo e :lol:
15. booboo ( 21/01/2006 17:30)
ralay > 118218 ilay raha kouh ! io angaha no tena tadidin'ingahy ? hihihihihi
16. Ralay ( 21/01/2006 18:09)
Ohatra fotsiny io ry booboo fa zah kosa tsy hitanisa azy rehetra eto kle hahaha:lol:
17. booboo ( 24/01/2006 10:02)
:-D
18. fijo ( 27/01/2006 21:08)
efa prescrit ny ahy ka.
19. diamondra27 ( 01/02/2006 06:09)
misaotra ny mpamaly rehetra :-*:-*:-*:-*:-*:-*
20. dadabe ( 26/03/2006 04:24)
ary raha aty chine de aiza no aloha ny vola?? de inona no atao??:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6011