fandihizana

1. xxx ( 12/01/2006 19:48)
misy lhl 1 sipako ,niaraka nandihi izahay si ny namanay d, nefa mbola nikoty sipa 10 angamba izy t@ io alina io, sady aminizay izy tsy mivakiloa fa mifankahita sy mifankafantara ny sipa kotiny . Fanambaniana sa fisehona milay, sa te hiseho role!, za moa mody calme sy tsy taitra na d efa marary fo aza,izy aloha dozidozy izi @ io an!,nefa rehefa mody hotrany tsy naninona , ilay izy aloa fanaony foana e, fa ndraindray ilay sipa kotikotiny ireo no tezitra satria efa tia nefa rehefa avy tsy rarahiny akory. Tokony asiako lanjany v zany fihetsika zany , ary tsy tiany v za matoa manao anizany izy?, rehefa teneniko izy d hoy izy we za anie miverina aminao sy mody miaraka aminao foana e!, za koa tsy t hiady d mody tsy asiako valeur ilay resaka sy ataony , miseho mahatanty b!
novalian'i fijo ny 17/01/2006 21:57
2. fijo ( 12/01/2006 20:17)
ka milay izany fa tanteso ao ka.revy daholo anie izany e
3. Vahinala ( 12/01/2006 21:12)
Ohatry ny misy dinika iray mitovitovy amin'io any am fitiavana any sa ts zany fijo ?

xxx > Aza mivaky loha koa refa ts mivakl izy e, ny bandy ange zay ihany no tena fanairana azy e !
4. fijo ( 12/01/2006 21:16)
ary ndry aza mamporisika ankizy haditra eo an.bedy ndry
5. jennifer2 ( 13/01/2006 02:19)
fijo a! tsy hivakiana loha no fanafodiny, raha mety aza de somary tsy raharahiana kely izy. anaovana valy boraingina ohatra. somary atao marary fo kely mihitsy @ zay mba mety ho fay, sady mba mety ho tsapany hoe tiany ianao de ianao koa tia azy.
6. Herimiafina ( 13/01/2006 02:26)
xxx:

misy lhl 1 sipako ,niaraka nandihi izahay si ny namanay d, nefa mbola nikoty sipa 10 angamba izy t@ io alina io, sady aminizay izy tsy mivakiloa fa mifankahita sy mifankafantara ny sipa kotiny . Fanambaniana sa fisehona milay, sa te hiseho role!, za moa mody calme sy tsy taitra na d efa marary fo aza,izy aloha dozidozy izi @ io an!,nefa rehefa mody hotrany tsy naninona , ilay izy aloa fanaony foana e, fa ndraindray ilay sipa kotikotiny ireo no tezitra satria efa tia nefa rehefa avy tsy rarahiny akory. Tokony asiako lanjany v zany fihetsika zany , ary tsy tiany v za matoa manao anizany izy?, rehefa teneniko izy d hoy izy we za anie miverina aminao sy mody miaraka aminao foana e!, za koa tsy t hiady d mody tsy asiako valeur ilay resaka sy ataony , miseho mahatanty b!

Tandremo fa mety ohatr'izay ihany koa no fahitany anao, mampiresaka kofboay na be akama kofboay, fa ny bandy tsy manaonao foana an'izany!!!!8)

7. pika ( 13/01/2006 04:27)
de aza raharahina koa rehefa misy bandy mangataka ny handihy dia aza miera fa mba mandehana dia mba misarindrika koa sns .... tsy ho tonga saina ihany ve izy
8. majakely ( 13/01/2006 06:49)
pika eny waa,,samy manao ...hihihi
9. diamondra27 ( 13/01/2006 06:54)
marary ihany no fonjy nefa mody tsy mivaky loha, any aoriana any io misy fiatraikany, un jour ça va s'éclater tahaka ny bombe de aleo za tsy ho eo fa sao maty eo. Aza endrasana ela akia vao tenenina izy fa dieny zao de ampahafantaro azy fa tsy zakanjy le izy a! haray fo @zany eo njy
10. rebosa ( 13/01/2006 07:01)
:-D:-D
ahoana koa no hahatantesana an'izany amam-polo-taonany ohatra, diniho ihany ankia !
na mba tsapao koa ny tension-ny, rangito jerena raha mahatanty, fa tandremo ! ataovy mahita ny tarehiny lay mpandrangitra sao de darohiny tampoka be !
diniho ihany e !
11. rurik ( 13/01/2006 07:23)
:-D:-D ohatran'ny mampieritreritra ihany zany, izao ary izy manao toizany ka maika ve rehefa tena mivady nareo , ianao ihany no afaka mieritreritra azy fa sao tonga ao @tokatrano vao hijaly , arakaraky ny iarahana mipetraka ela manko dia miova le fitiavana tsy tahakan'ny taloha tsony , ny tiko lazaina dia rehefa mbola sipa dia tena mafana tsara le fitiavana fa rehefa miaraka mipetraka ela dia miena fa arakaraky ny fikolokoloana azy aloha e , ka dinio tsara .
12. Vahinala ( 13/01/2006 08:59)
fijo > ka marina anie zany e, tsy ditra zany fa zay no fanafodiny e !
13. dadabe ( 13/01/2006 11:18)
:°):°)
14. jennifer2 ( 13/01/2006 23:26)
dadabe maninona? mba tory hevitra le olona e!
15. dadabe ( 14/01/2006 08:17)
ny ahy anie izay hevitr'i toi no hevitro e :wink:
16. fijo ( 17/01/2006 21:57)
mody mandihiza dia kasokasohy ilay part e.dia hitany ny vokany fa mety hiova izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1723