Mitady mpitendry

1. xxx ( 11/01/2006 05:34)
Mitady mpitendry 4 mahay tsara izahay hiaraka aminay amin'ny tournée "Ambiance Rock Gasy" @ volana avril 2006.

1- basiste
1- synthé
1- guitariste soliste
1- batteur

Ny répétition dia atao ao amin'ny région parisienne.

Raha te handray anjara ianao dia mandefasa email amin'ny radio_vazo_gasy@yahoo.fr izay hampita izany aminay. Mariho fotsiny hoe valin'ilay "Musiciens pour tournée"

Izay tena vonona no ilaina.

Apetraho amin'ny email alefanao ny momba anao sy ny expériences efa anananao. Asio numero telephone koa fa hiantso anao mivantana izahay.
Azonao alefa miaraka amin'ny email koa ny sombin'ny zavatra efa nataonao (en mp3)
novalian'i fbi ny 13/02/2006 16:46
2. xxx ( 11/01/2006 07:00)
ka raha aty dago izahay no mipetraka dia ahona ???
3. xxx ( 11/01/2006 10:10)
Raha mahavidy billet tonga aty France dia tsy maninona kah... sinon tsisy azo atao.
4. prime ( 17/01/2006 11:33)
mbola hanao audition zany v nareo e? raha hanao audition kôfa gasy mants nareo tokony midina aty @ tanàna fa ts mitombina loatra le kôz. Rah ok @ ilay mp3 ilay musicien d ahoana no hitester'nareo az live? Sa mba miresaka fotsin?:)
5. xxx ( 17/01/2006 20:56)
OK,

efa hita daholo izany ny mpitendry. Misaotra an'ireo rehetra nanoratra taty aminay.

prime> mpitendry gasy aty France no ilaina. Hay betsaka ihany ry zalahy.
6. fbi ( 13/02/2006 16:46)
dia oviana ny concert
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7373