fanampina
1. colar
(
09/01/2006 10:44)
zay te hanao vacance eto italie de gratuit ny guide,de ny trano ko ra vonona hanao ladina antany e,de miandry antsika rehetra ary o
novalian'i jennifer2 ny 22/01/2006 17:40
2. fasaly
(
09/01/2006 11:06)
colara kou raha lanin'ny parasy ladina antany zany hihihi lengako zany fa hevitra mety iny e!
msotsa mialou e!
msotsa mialou e!
3. Vahinala
(
09/01/2006 11:09)
colar > misoatra fa d misy hisainana tokoa refa mba manana eritreritra ny ho any e ! Messi
6. nani
(
09/01/2006 11:44)
salut !
De mety daholo ve @ zay fotoana tina handehanana any ? De italy aiza kai enao ra tsy mahadiso aloha ee?
De mety daholo ve @ zay fotoana tina handehanana any ? De italy aiza kai enao ra tsy mahadiso aloha ee?
8. colar
(
09/01/2006 16:03)
nani:
salut !
De mety daholo ve @ zay fotoana tina handehanana any ? De italy aiza kai enao ra tsy mahadiso aloha ee?
mety daholo ka, aza mamely tampoka fotsiny,eto roma ville mintsy za ka
9. nani
(
09/01/2006 16:18)
salut Colar !
Misaotra anao indrindra fa mafinaritra izany , fa zao aloha ee ! eritreretina de milaza aminao ny andro refa tena handeha , fa mahazo miaraka @ namana tsy gasy an ?
Misaotra anao indrindra fa mafinaritra izany , fa zao aloha ee ! eritreretina de milaza aminao ny andro refa tena handeha , fa mahazo miaraka @ namana tsy gasy an ?
13. diamondra27
(
09/01/2006 18:36)
de mitondra sakafo ve, de inona koa no azo entina ?
misaotra fa tsara le hevitra e! tandremo fotsiny sao fitahan'ny olona.
Za mba be hanihany fa tsy makany akory zahay ka!
efa manana havana mampiantrano
misaotra fa tsara le hevitra e! tandremo fotsiny sao fitahan'ny olona.
Za mba be hanihany fa tsy makany akory zahay ka!
efa manana havana mampiantrano
15. Veloo
(
09/01/2006 20:02)
kally a ie zany ka akma marina retsy a.
eeeeee wata angaha ande any? :-D
eeeeee wata angaha ande any? :-D
17. colar
(
11/01/2006 11:16)
ho anzay ho tonga dia mbo hitondray vazo e,kaiamba,norah jones,gasigasy e,mbo henointsika refa hariva e
18. Angie
(
12/01/2006 09:54)
Hadinon'i colar no niteny hoe disponibilité janvier ihany aloha io koa.
Manomboka @ fevrier mantsy miova trano dia tsy mety intsony ny fandrina simple 3 fa ladina iray ihany hihihi
Manomboka @ fevrier mantsy miova trano dia tsy mety intsony ny fandrina simple 3 fa ladina iray ihany hihihi
19. Angie
(
12/01/2006 09:58)
Fa na izany aza azo jerena solution zay tena te ho avy après janvier mila milaza mialoha ihany an.
Ny "fanampiana" dia natokana ho an'ny namana ihany. (Tsy mandray vazaha fa ireny tsy mety miladina :D)
Azo atao koa ny manoro hotel samy hafa kah
Ny "fanampiana" dia natokana ho an'ny namana ihany. (Tsy mandray vazaha fa ireny tsy mety miladina :D)
Azo atao koa ny manoro hotel samy hafa kah