Téléphone

1. Vahinala ( 05/01/2006 13:32)
Tsy haiko aloha ry reto ra ato no tokony asiako ilay dinika fa d mino aho fa hamaly ihany izay afaka an, d misaotra mialoha.
Nanao renouvellement any téléphone ako aho 2 volana lasa izay tao amin'ny SFR, nokia 6680 izy io ary bloqué ao amin'ny réseau nividianako azy mazava ho azy. Ny olana dia izao, tsy mety vo débloqué ilay izy nefa za efa hody atoatoa any Dago, ny SFR afaka manao azy nefa 6 mois aty aoriana ny nividianana azy hono vao possible. Efa maro ireo mpanao déblocage en ligne nidirako nefa dia tsy nisy nahavita fa namerimbola avokoa, tsy fantatro anefa raha efa misy mahavita azy io koa any Dago.
Ka sao mba misy manana ohatran'io reto nareo efa vita déblocage, mba atoroy ana raha possible ny hevitra an !
Messi dieny mialoha an. :wink:
novalian'i fijo ny 06/01/2006 20:13
2. fasaly ( 05/01/2006 13:51)
draisssss! aza manahy amazany fa inona ny tsy vitan'ny ao dago e! aza manahy amzany
3. Vahinala ( 05/01/2006 13:59)
Ka ny olana toa hoe mbola modèle vaovao ony izy io dia mbola tsy hitandry zareo mpanao azy ny code ny e, asa aloha re enga anie mba hisy havita any Dago raha tsy vita mandrapandehako io fa d tsy hisy ilàna azy ty zavatra ra tsy mety vo débloqué ko !:cry::cry:
4. mamzelkely ( 05/01/2006 14:21)
ra recent le izy de mety bola ts vita eto ko nefa mety ho vita ihany ts haiko fa za ko efa tratran zany problem zany de nentina niverina tany ftsn le fone fa ts nampiasaiko akory :( fa ra modele efa misy eto mada le izy de tokony efa vitanjy zareo :)
5. RABEZA ( 05/01/2006 15:04)
Ao amin'i Elite etsy ampefiloha no mety mahavitaz an'zàny fa za koa efa tratran'io dia namerimbola foana ny olona afa tsy ny tao.
6. vancleef ( 05/01/2006 16:25)
Mandehana eto @'ity site ity
http://www.unlockme.co.uk/unlockme.html
7. Vahinala ( 05/01/2006 17:07)
vancleef:

Mandehana eto @'ity site ity
http://www.unlockme.co.uk/unlockme.html



Misaotra betsaka aloha, efa nojerevako ilay site fa saingy tsy misy modèle 6680 mintsy ao re an ! :cry:
8. Vahinala ( 05/01/2006 17:08)
D enga enie aloha mba ahita aty fa raha tsy izany dia ho hita eo refa any Dago e, tsy hitako zay hevitra.
9. vancleef ( 05/01/2006 17:31)
Misy lien hafa ao @ ilay site dia mandehana any faha misy logiciel afaka manonehan'ny code tsy mila cable
10. vancleef ( 05/01/2006 18:35)
Halaivo ao @ http://www.theunlocker.co.uk/mobile_phone_unlocking.php ilay programme hoe Ultimate Calculator V1
Alefaso ilay izy dia sélectionner-vo :
- Model : Nokia DCT4
- Copier-vo ny numero IMEI an'ilay téléphone (azahonan'azy taper-vo *#06# @'ny téléphone)
- Network Code : 20810
- Dia avy eo 20810 SFR France
- GID1 : 10FF Direct live prepaid na
- GID1 : 90FF Contract
avy eo tsindria Get Codes
11. vancleef ( 05/01/2006 18:57)
Adinoko faha rehefa mampiditra ilay code dia esorina ny SIM card aloha

mampiditra "p" tsindrio haingana in-telo * (star)
mampiditra "w" tsindrio haingana in-efatra * (star)
mampiditra "+" tsindrio haingana in-droa * (star)
12. Vahinala ( 05/01/2006 19:26)
vancleef:


- GID1 : 10FF Direct live prepaid na
- GID1 : 90FF Contract



Le sasany hitako daholo fa ireo 2 reo ts haiko hoe aiza no misy azy, nandramandramako tao d bdb ny code navokany, 2 ihany no nandramako d code error foana ozy d najanoko fa sao mihitsoka eo io ko ! Misaotra anao aloha manampy ana an ! :wink:

13. fijo ( 06/01/2006 20:13)
vahinala,mankanesa eny barbes fa misy mahay eny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2871