manambany tena ny vehivavy raha mampirafy

1. rivorazafy ( 27/12/2005 08:01)
Satria ny vehivavy ampakarina fa tys mampakatra
novalian'i parazy ny 07/02/2006 05:22
2. Vahinalasoa ( 27/12/2005 08:30)
rivorazafy:

Satria ny vehivavy ampakarina fa tys mampakatra

Inona no dikan'ilay hoe ampakarina fa ts mampakatra ? Azavao
3. fasaly ( 27/12/2005 09:39)
-ary raha ny lehilahy no mampirafy de inona no iantsoina azy??????
-de inona no hinfandraisan'ny hoe ampakarina sy ny mampirafy????
-de mbo hazavao hoe less lay hoe manambany tena????
4. Bariry ( 27/12/2005 13:52)
hazavao tsara marina fa tsy azo klé?::?:
5. vale ( 27/12/2005 16:48)
koa mafy kosa anie ry bariry ny manjo ny vehivavy sasany matoa izy tena mahasahy miditra @ io fa tsy fidiny azy e! tokony halahelo azy aza no tokony ataon'ny lehilahy! tsy ianao marina fa aty ivelany aty manko dia marobe ny vehivavy mitady vady! tsy inona fa ny lehilahy tsy mahalala ny andraikiny, izany hoe: tsy misy mifampi-tsit tsit izany sns izany aty sady marikoriko koa aloha ireny e! no tena sarotra e! enao mahita !:wink:
6. anjeliko ( 28/12/2005 09:47)
na ny lahy na ny vavy no mampirafy d manambany tena sns.@ko raha momba ny fitiavana d mitovy daholo ny vavy sy ny lahy!

raha ny mampirafy ndray d zay manao mahatanty, zay tsy mahatanty miala e!milay zany mampirafy zany angee!!refa atao kilalao madio sy matotra e!

maninona raha ny vavy no mampirafy d atao hoe manambany tena e?
7. Vahinalasoa ( 28/12/2005 09:51)
anjeliko:

na ny lahy na ny vavy no mampirafy d manambany tena sns.@ko raha momba ny fitiavana d mitovy daholo ny vavy sy ny lahy!

raha ny mampirafy ndray d zay manao mahatanty, zay tsy mahatanty miala e!milay zany mampirafy zany angee!!refa atao kilalao madio sy matotra e!

maninona raha ny vavy no mampirafy d atao hoe manambany tena e?

Tohizako kely, fa rehefa ny lehilahy dia no comment ? :wink:
8. Vahinalasoa ( 28/12/2005 09:51)

9. chiquitta ( 28/12/2005 11:44)
Tsisy vehivavy mampirafirafy foana izany fa matoa izy tratr'izany misy antony efa tena tsy tantiny ao, vitsy foana izany vehivavy hoe entin'ny hadalana hampirafy izany, noho izany tsy mitombina velively ny filazana hoe manambany tena ny vehivavy raha mampirafy, mitovy io na ho an'ny lahy na ho an'ny vavy, f'izany hoe tolerable izy amin'ny lehilahy satria ny vehivavy mahalefitra.
10. jennifer2 ( 30/12/2005 00:16)
ratsy reto ny mampirafy a! na lahy io na vavy! Ny vehivavy mahalefitra ihany raha manpirafy ny olo-tiany, saingy ny lehilahy tsy mahatanty ary tena saro-piaro tokoa (tafahoatra indraindray).
11. Fantara ( 13/01/2006 07:33)
NY fampirafesana na lahy na vavy de tsy solution e! miala fotsiny de maka vaovao ref gidrak, fa tsy manao an'izany... Ny fampirafesana ane miy consequence foana e... Raha hanambadi lay apirafesina enao any aorina de misy latsa sy tsindropaingotra fona iny ary misy ratram-po anaty tsy hay sitranin lay apirafesina na lah na vavy, donc pas bien
12. Herytae ( 16/01/2006 08:48)
Matoa io iainana eto an-tany dia ilaina! efa hatry ny fahagola izany na teto na tany @ andron'ndry Moïze aza. Ka noho izany azo atao tsara fa ilàna fandanjalanjana tsara fotsiny.Aza manafintohina olona. Mahaiza manao e!
13. parazy ( 07/02/2006 05:22)
za aloha mahita fa matoa ny vehivavy mampirafy misy blem ao zay : ary angaha ny kofa anjely no hoe manambany tena ny vehivavy mampirafy za aloha dia contre rehefa atao io dia atao tsy asiana blem fotsiny dia mifanaraka tsara fa ny tena milay aloha ilay efa samy manana e! dia mifankatia tsara @zay sa ahoana hoy nareo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2399