tsy rariny ve ra mba misy fifanajana kely e

1. zandrikely ( 20/12/2005 19:01)
hono rey olona , eo @ fiarahamonina, dia tsy mba rariny kosa ra mba misy ny fanajana , na dia mba kely indrindra aza , sady ra tina anie ny hajain'olona dia mba manaja olona e sa ahoana hoy nareo
novalian'i dadabe ny 13/01/2006 06:31
2. fasaly ( 20/12/2005 19:23)
ié marina mintsy zany ka! de otsan'izay kou lay hoe hajao ny tenanao mba hanajàn'ny olona anao...!
fa iza njay no tsy nahalala fomba tany ry zandrikely aky!???
3. Herimiafina ( 20/12/2005 19:29)
zandrikely:

hono rey olona , eo @ fiarahamonina, dia tsy mba rariny kosa ra mba misy ny fanajana , na dia mba kely indrindra aza , sady ra tina anie ny hajain'olona dia mba manaja olona e sa ahoana hoy nareo

Hitsiko kely: "mba rariny kosa raha mba misy ny fifanajana", no tokony ho izy fa tsy "tsy mba rariny kosa raha mba misy ny fifanajana".8)

4. Herimiafina ( 20/12/2005 19:38)
Valiako amin'izay: zavatra lehibe ilaina amin'ny fiaraha-monina ny fifanajana (ingredient essentiel)satria isika tsy miaina irery fa miaraka amin'ny olona maro.

Matoa misy ny korontana, matoa misy ny tsy fandrosona, sns, dia anisan'ny tsy ampy izay io fifanajana io.

Marihina fa isika malagasy dia nampianarina manokana tsy hijery afatsy ny tenantiska foana hany ka tsy dia mipetraka loatra ato amintsika ilay fijerevana ny tombotsoan'ny hafa, anisan'ny endrika iray hahafahana miteny fa mbola tsy dia ao amin'ny sasantsasany amintsika loatra ny fifanajana io matetika.

Nolazaina foana fa socialista ny malagasy, fa misy ny fihavanana, fa kosa ny tena marina ankehitriny noho ny fivoaran'ny fiaraha-monina dia nitoetra ilay Individualisme, ilay hoe rehefa tsy hitondra n'inon'inona ho ahy de aleo ho any.

Manary fako anaty tatatra, mandrora sy mipipi eny amin'ny arabe, manimba fananam-panjakana, sns. Endrika iray isehoan'io toejavatra io daholo.

Ny "fihavanana" dia nisy tokoa fahiny, saingy ny adinontsika de matoa izy nisy dia satria nisy hery famoretana lehibe izay nampitambatra ny olona tao ambony tao, ny fanjakana izany, ny jadona.

Ka raha efa nalana ve ny fatotra, nofoanana ny faha-panjaka, ka nandroso ny fanalalahana sy ny fahafahana sy ny demokrasia de hioampefy daholo isika rehetra ka tsy hanao afatsy izay mahametimety ny saintsika, tsy mahavita sacrifice ho an'ny hafa sy ny fiaraha-monina intsony?

Dia tsy maintsy averina ve ny Jadona vao afaka mifanaja?
5. vale ( 20/12/2005 20:11)
zandrikely> misy koa ny olona sasany tsy mba voataiza t@ fahalalam-pomba ka sarotra @ ny hanaja ny sasany izany e! aza omena tsiny!:wink::-D
6. Veloo ( 20/12/2005 20:23)
vale a mety tsy gasy angamba aky zany lazain-njy zany o?
7. vale ( 20/12/2005 21:19)
veloo> misy gasy dia misy ny vahiny koa ko!:wink:
8. Herimiafina ( 20/12/2005 22:39)
vale:

zandrikely> misy koa ny olona sasany tsy mba voataiza t@ fahalalam-pomba ka sarotra @ ny hanaja ny sasany izany e! aza omena tsiny!:wink::-D

Ka ny antony de tsy ampy ny jadona, na ao antokantrano na ao amin'ny firenena.
Marina fa tsy dia mety loatra ny jadona fa indraindray izy ilaina ihany raha mbola tsy dia eduqué loatra ny olona,

9. vale ( 20/12/2005 23:24)
zaro @ lalana tena izy ny ankizy hoy ny hiran'i Rémy izay!!!:wink:
10. akamatiana ( 21/12/2005 03:48)
marina zany zandrikely ! fa misy nge ny oul tsy mahay hajaina fa manararaotsa njay avy eo euuh!!:-D:-D
11. Veloo ( 21/12/2005 15:15)
:-D:-D:-D
12. akamatiana ( 23/12/2005 03:55)
:-D:-D:-D:-D
13. Veloo ( 23/12/2005 15:11)
:-D:-D:-D:-D:-D
14. dadabe ( 28/12/2005 01:56)
:* IO TOHIZO RAHA SAHY WEE
15. ari.malala ( 28/12/2005 11:01)
Herimiafina:

Valiako amin'izay: zavatra lehibe ilaina amin'ny fiaraha-monina ny fifanajana (ingredient essentiel)satria isika tsy miaina irery fa miaraka amin'ny olona maro.

Matoa misy ny korontana, matoa misy ny tsy fandrosona, sns, dia anisan'ny tsy ampy izay io fifanajana io.

Marihina fa isika malagasy dia nampianarina manokana tsy hijery afatsy ny tenantiska foana hany ka tsy dia mipetraka loatra ato amintsika ilay fijerevana ny tombotsoan'ny hafa, anisan'ny endrika iray hahafahana miteny fa mbola tsy dia ao amin'ny sasantsasany amintsika loatra ny fifanajana io matetika.

Nolazaina foana fa socialista ny malagasy, fa misy ny fihavanana, fa kosa ny tena marina ankehitriny noho ny fivoaran'ny fiaraha-monina dia nitoetra ilay Individualisme, ilay hoe rehefa tsy hitondra n'inon'inona ho ahy de aleo ho any.

Manary fako anaty tatatra, mandrora sy mipipi eny amin'ny arabe, manimba fananam-panjakana, sns. Endrika iray isehoan'io toejavatra io daholo.

Ny "fihavanana" dia nisy tokoa fahiny, saingy ny adinontsika de matoa izy nisy dia satria nisy hery famoretana lehibe izay nampitambatra ny olona tao ambony tao, ny fanjakana izany, ny jadona.

Ka raha efa nalana ve ny fatotra, nofoanana ny faha-panjaka, ka nandroso ny fanalalahana sy ny fahafahana sy ny demokrasia de hioampefy daholo isika rehetra ka tsy hanao afatsy izay mahametimety ny saintsika, tsy mahavita sacrifice ho an'ny hafa sy ny fiaraha-monina intsony?

Dia tsy maintsy averina ve ny Jadona vao afaka mifanaja?



marina 100% ny teninao ry Herimiafina, fa ny mampalahelo dia hoe tsy maitnsy misy tokoa ve ny jadona sy ny fanasazoana vao hahay hifanaja? asa lahy...
16. vale ( 28/12/2005 22:27)
dadabe:

:* IO TOHIZO RAHA SAHY WEE


dadabe>:@:-D
:-*
17. ari.malala ( 29/12/2005 10:16)
:-D:-D:miam::@:-*
18. APOKY ( 13/01/2006 05:33)
Veloo:

vale a mety tsy gasy angamba aky zany lazain-njy zany o?



Tsy azoko. Fa hoe ny gasy irery ve izany no mahalala fomba eto ambonin ny tany? Tsss...
19. dadabe ( 13/01/2006 06:31)
vale >:@ :* fa tsy ity :-*:@ okay !

apoky> raha ny fahafantarako azy aloha dia mba anisan'ireo mahalala fomba sy manaja olona ny gasy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3164