Iza avy ireo malagasy malaza :sport,haisoratra,sciences.....
1. tsangana
(
01/12/2005 18:38)
afaka mirehareha ve isika fa manana olo-manga?
Toa an-dRakoto Ratsimamanga ohatra.
Toa an-dRakoto Ratsimamanga ohatra.
novalian'i sipagasy ny 28/01/2006 12:39
4. lapino
(
01/12/2005 19:45)
Andriamanantena Paul Razafinkarefo alias Andy Razaf (mozika jazz - blues)
6. fiaritiana
(
01/12/2005 20:37)
Georges Aandriamanantena (Rado), Clarisse Ratsifandrihamanana, Dox, mbola misy bdb.....haisoratra reo an!
10. Herimiafina
(
01/12/2005 21:13)
Mbola saika adino Estelle Ramanakasina, Professor of Government. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
12. Herimiafina
(
01/12/2005 22:46)
Ny amiraly herimiafina ve no tinao hambara rahavako? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
13. jennifer2
(
02/12/2005 04:37)
sao de amiraly lapino fa tsy herimiafina? lapino mantsy no tia rano, tia tsonjo manko e! (Za mbola tsy nojonoiny na de sipa aza aho an). Sa i herimiafina koa tia rano, raha le tsonjo atao laoka angamba de ekeko fa ra ilay sipa to tsy haiko.
14. lapino
(
02/12/2005 04:45)
Raha jonoiko ve njy ry jennifer2 dia azoko? :) Otran'toa milay manko ilay sady mi-surf no manjono kle :lol:
15. Lepetitbeau
(
02/12/2005 07:12)
Jean Randrianandrasana : Champion du monde en pétanque, vice champion du monde en tir
16. Lepetitbeau
(
02/12/2005 07:15)
Jean Randrianandrasana : Champion du monde en pétanque, vice champion du monde en tir