seks

1. xxx ( 25/11/2005 19:04)
ny sex v afaka hitazomana olona iray , sa raha tsy manao anio d afaka mitazona ihany na efa 28ans ny andaniny sy ny ankilany
novalian'i hesham ny 01/12/2005 13:59
2. Herimiafina ( 25/11/2005 19:09)
Afaka soa amantsara kah, raha toa ka hainao ny mi-cibler ze tian'ilay olona, fa tsy ze tinao foana. Resaka fidelisation du client io, atao tsara ny service, approche participative hoe inona no tin'ilay olona, hehehehe :-D:-D:-D:-D

Fa raha herimiafina kalongany no tinao tenenina eto de tsotra ny fomba hitazomanao azy, ataovy bonne ny kaly fa i nedala mantsy tendakanina de tamana i nedala, zarany aza tsisy seksa fa kaly fotsiny.

Omeko indice kely toi: sosisy no mba tena ankafizindraherimiafina, sady6 ileiry vao 28an tamin'ny herin'andro

hehehehehehe :-D:-D:-D:-D
3. fasaly ( 25/11/2005 19:13)
io zavatra io dia anisan'ny zava dehibe eo amin'ny fiainan'ny couple, ka na misy aza lay fitiavana ka tsy misy an'io de miha levona tsikelikely lay izy, na hoe tsy hisaraka aminao aza lay olona ohatra hoe tsy mahita an'io any aminao izy de lasa mitady any ankafa izy, de io zavatra io ihany anefa no antony ka hoy aho hoe;: fangah tena problèm be mihintsy no tsy hanaovana io e! zavatra mahatsara ny fahasalamàna en plus, sady he izany izy hoe efa 28ans, ilaozan'ny ankizy madinika eo fa ataovy!!!!:wink:
4. Herimiafina ( 25/11/2005 19:23)
fasaly:

Tena otsan'ny te ho salama zah zany klé, ngo de afaka hitsabo anah kely i fasaly kalongany ary e? Alohan'ny consultation alou de mila mikaly kely fotsiny hehehehehe:-D:-D:-D:-D

5. vivi ( 25/11/2005 19:29)
fa ianareo lhl koa anie tsy fantatra intsony indraindray refa mahazo nareo d mipitsika tsy mahazo nareo mipitsika , koa tsy aleo garder- ko ny ahy na olaniny vitsika aza !raha izahako no mila azy d manaiky fa raha hi -faire plaisir na io ny himpitsiany @ko , aleo izy andeha any ! io koa anie mitondra role b ny fotoana niarahanao @ ilay olona e , raha vao hiaraka 1 volana d efa z
6. Herimiafina ( 25/11/2005 19:31)
vivi:

Hanamboary kaly bonne de tamana zah klé, asio sosisy de somary ataovy mafana, fa na tsisy seksa aza tonga de fidela be mahintsiny, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
NB: de asio whisky kely atao apero.

7. vegas ( 25/11/2005 20:45)
vita ho azy ra vao tsisy SEX.
8. Herimiafina ( 25/11/2005 21:09)
Tena refa niheritreritra zah de otsan'ny tena mba tia seksa kou kay zah klé, fa tsy maintsy asiana kaly kalongany fa tsy mety zany ramaka manao seksa zany klé, hehehehehe:-D:-D
9. booboo ( 25/11/2005 21:22)
xxx >io raha io no isan'ny mampiavaka indrindra ny vie de couple sy ny mpinamana tsotra. Diniho oe sao tokony ho mpinamana tsotra fotsiny nareo raha zany na ho "mpifankatia" dé amboarina araka zay tsy mety.
10. Herimiafina ( 25/11/2005 21:28)
De ahoana zany reny mpinamana tsotra mano seksa ireny klé.
Amiko njay nefa ny kaly no mampiavaka ny mpinamana tsotra sy ny coupla klé.
Ny mpinamana tsotra afaka minankinana ze revena eny fa ny vady tonga de manamboatra karazana kaly mahatamana: bouillabaisse, coq au vin, tarte au coco, sns. hehehehe:-D:-D

Efa henonareo moa fa misy karazana kaly mahatamana bandy any amin'ny sasantsasany amin'ny faritra any Dago any. Omeny kitoza kely enao de tamana klé, omeny gogo kely kou tonga de manadino vady amanjanaka klé. hehehehe :-D:-D
11. vivi ( 25/11/2005 21:40)
an,a, ny any herimiafina kosa e , ny ahy kosa aloa raha atao sakafo kosa tiako e; iny aza ny tena tsara nohon' ny sex koa , ataovy sakafo eo anie izy fa faly e! enao koa aza mba tia anizany !
marina koa aloa we io no mahasamy hafa ny mpinamana sy ny mpisipa e; fa tokony miandry 2 volana eo vao misy anizany ary tsy tokony adino ny fijerena we sao misy SIDA !
12. Herimiafina ( 25/11/2005 21:43)

Gay gay gay ry vivi, tonga de vao mifankahita de sakafo kalongany, tsy ankianjianjy zany fa tonga de mandeha ny revy isankarazany, miara-mankafia ny fiainana kely, miara-miakatrakatra eny de mandeha hoa azy eo ny ambony rehetra e.
Ny sida njay toherina amin'ny alalan'ny kapoty kalongany refa mbola tsy fantatra.
13. vivi ( 25/11/2005 22:24)
ianao koa ry herimiafina rehefa voky sakafo toa tonga d midasika b koa ! maika fa lay sakafo ray , 1mn d zay , vao may sosotra b ilay sipa we inona koa ary ty passe-ty herimiafina ty ! nefa prommesse we tonga ary mont blanc! hihihi
14. Herimiafina ( 25/11/2005 22:29)
Oay, enao ngah ahoana? herimiafina voky zany tonga de midiridiry be tsy ankijanona, mampitaraina mahintsiny, mandreraka be hono, tonga de mangataka ny hiala ampandehanana daholo ny sipa, hehehe:-D:-D

NB: fa maninona marina wa refa elabe otsan'ireny de tezitra foana ny sipa e? Lazainy fa tsy tia anazy hono le bandy.
15. vivi ( 26/11/2005 15:01)
aiza koa hisi anizany tsy ela b v ry hery no tena izy @ ,za aloa izay ny tiako e, sao d tsy mifanaraka ary ny resakitsika sy herimiafina!
16. Herimiafina ( 26/11/2005 18:26)
Tena hitako mifanaraka mahintsiny kah, elabe kou no noheritreretiko ho tena izy saingy toa mampimenomenona ilay izy knou.

Reraka aho e, Niodina angaha ianao e, mbola mi-attirer anao ve izaho e? izany foana no heno klé, hehehe:-D:-D:-D:-D
17. vivi ( 26/11/2005 19:38)
tsy ireni mampimenomenona reny v no tena izy e! oh:moramora,tianao v zany, tsara v ?
fa raha ohatra kosa we tambatambazana lery nefa mbola vizana foana na mbola mitanondrika ihany ,zay vao we tena niodina ary tsy misy keskilia fa tena tany e!
18. xxx ( 27/11/2005 08:52)
vivisexy v io, mapihomehy ,de aoana vivi vehv refa tiana io v de ts hadinona miitsy v le bandy na lasa any apita aza ,sa aoana vivi?
19. Herimiafina ( 27/11/2005 09:32)
Oadray ry sipa, fa naninona anao njay i vivi klé, izy ary aty andafy miaraka aminah, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
20. vivi ( 27/11/2005 12:48)
mbola tsy nahita zavatra hainay sy herimiafina moa nareo fa raha tsy zany d natoronay zavatra hafa koa!
ka io anie ry xxx ilay devoir a la maison , na ho any lhl na ho any vhv, ka raha voan'ny aza manadino koa aloa d zay e! ndrindra moa raha sendra anilay tsy mahay azy nareo 2
hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2489