mba tohizo oe ry akama!!

1. fiaritiana ( 24/11/2005 21:20)
nareo vehivavy oa tsy mba...........
novalian'i riam ny 29/05/2006 09:11
2. Bariry ( 25/11/2005 01:39)
tsy mba lehilahy!
3. fiaritiana ( 25/11/2005 08:10)
ka mba lazaina anie oe inn no tsy tianareo amin ny vehivavy e! ohatra hoe nareo vehivavy oa raha hampifila!!ohatra
4. aliotsy ( 25/11/2005 13:51)
...... tia mirevy
5. xxx ( 25/11/2005 14:39)
tsy tia mirevy ve ny vehivavy?
6. Herimiafina ( 25/11/2005 18:26)
.....mampirevy mahintsiny fa ampirevena foana, mihanta mahatsiravina, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
7. fameusecousine ( 25/11/2005 20:00)
mihantanta ahona ...ny kofy koa mihanta ka :b:b:b
8. Herimiafina ( 25/11/2005 20:35)
Eeeh, ra fameuse marina, eo njy fa ampetaiko njy rha ahitako klé, hehehehehe :-D:-D
9. fameusecousine ( 26/11/2005 07:27)
sarotsa be anie fa za tena pire ehh=))=))=))
10. fiaritiana ( 26/11/2005 14:15)
Herimiafina:

.....mampirevy mahintsiny fa ampirevena foana, mihanta mahatsiravina, hehehehehe:-D:-D:-D:-D



zà mampirevy raha te hirevy herimiafina e!!:-D:-D:-D:-D
11. Herimiafina ( 26/11/2005 18:45)
fiaritiana:

zà mampirevy raha te hirevy herimiafina e!!:-D:-D:-D:-D

Ie, andao ary e, ataoko daholo ze tinjy retsaretsa raha hainjy mampirevy an'i Herimiafina, de meko roapolo kou njy, hehehehe:-D:-D:-D:-D

12. fiaritiana ( 26/11/2005 19:14)
roapolo inn lo zany e!20 kg sa 20/20 sa 20F sa inn e!
de inn no tena hampirevena an i toi?:-D:-D
13. Herimiafina ( 26/11/2005 19:22)
In-droapolo ao anatin'ny injay andro, hehehehehe:-D:-D:-D:-D:-D

Fa tsy maintsy asiana kaly kely aloun sao de ramaka fa tsy ankijanona mantsy le revy, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
14. fiaritiana ( 27/11/2005 14:58)
zany ve amin ny firy avy izany? tsy tena lany ve ny herinay amin zany? so de mba mahia eo ry herimiafina a!in-20 ve?
15. fiaritiana ( 27/11/2005 14:59)
ny kaly njay aza matahotsa fa tsy lanilaniana e!oanina manta refa lany ny masaka!:-D:-D:-D
16. dadabe ( 27/11/2005 16:05)
herimiafina > kofy anie lety io firitiana io e:-D:-D:-D
17. fiaritiana ( 28/11/2005 20:40)
:snif::snif:anjekaky o dadabe!teneninao ny sekret ako, zà nanafina hoe jo zà, zao fantatr i herimiafina lazainy fa PD de tsy hiaraka hikaly amiko tsony izy
18. Herimiafina ( 28/11/2005 20:58)
Ka zah konkou azany sipa knou sady sipa PD konkou, hehehehe:-D:-D:-D:-D
19. fiaritiana ( 28/11/2005 22:05)
dé ahoana zany sipa PD izany , bissexe eve?:-D:-D:-D:-D:-D:-D
20. Herimiafina ( 29/11/2005 00:08)
Sipa mirevy bandy otsanao kah, hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.784