Fitsangananan'ny tena @ maty

1. gasitiako ( 23/11/2005 11:47)
Nanontany ity Hotesse tao anaty fiaramanidina
- Iza no mino ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty
- Izaho, izaho mantsy Pasitera
-Hay Tsara izany, tsy ampy iray mantsy ny elon'aina ao dia ianao no tsy mahazo satria efa mirehitra ny motera ao
2. ari.malala ( 23/11/2005 12:56)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dandray kosa!! tena sompatra ny hotesse kle :-D:-D:-D:-D:-D:-D
3. mamzelkely ( 23/11/2005 13:08)
:°)
4. sonwin ( 23/11/2005 16:17)
:-D
5. bozimanga ( 23/11/2005 16:32)
:-D
6. Mael ( 24/11/2005 06:13)
:lol::oops::oops::oops:ninan fatin zany i pasitera fa dedaka lotsa :lol: ary sao dia mba te ampiresaka ilay hotesse kosa ilery lé:roll:
7. gasitiako ( 24/11/2005 11:51)
tsy ninan fatiny kosa moa izy fa mafy orina ny finoany e
8. lapino ( 24/11/2005 11:55)
Eny hoà, ny olona hilatsaka parà fa lery hiakatra any am-paradisa :)
9. mamzelkely ( 24/11/2005 12:00)
zay kosa alo eee:-D
10. Veloo ( 24/11/2005 23:13)
:-D:-D
11. ari.malala ( 25/11/2005 07:04)
hihihi mba zavatra tsara re jerena ry Mael a, io tenenin'i lapino io zao no marin ako :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2645