Ilay Rugby Madagascar/Maroc amin'ny asabotsy

1. hery ( 23/11/2005 09:34)
Ity izany no vaovao azo farany nampitain'i Willy RABARIJAONA tao amin'ny serasera

Finale de la CAN 2005 de RUGBY
Asabotsy 26 Novambra 2005
manomboka amin'ny 15 ora
Stade Claude Luboz
Avenue Laurent Cély- Gennevilliers 92
XV makis de Madagascar - XV marocain

Ny fanazavana fanampiny
http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/message/25345

Tongava daholo ze afaka e.
novalian'i jentilisa ny 26/11/2005 11:02
2. Lepetitbeau ( 23/11/2005 10:22)
Misaotra an'i Hery amin'ilay vaovao de mampahery ny XV MAKIS isika e!
Allez les XV MAKIS e!
3. ravatorano ( 23/11/2005 10:48)
marina izany eh
fa tongava maro ry reto fa hapoakan dry lerony reo ah
4. majakely ( 23/11/2005 10:52)
weeee, allez les XV MAKIS e!!=D
5. jentilisa ( 23/11/2005 14:14)
be ihany ny tantara mifamahofaho tao anatiny tao an! na ny teto Dago na ny any frantsa koa aza! tohano ry zareo raha mbola azo jerena koa ny lalao e!
6. Ralay ( 23/11/2005 17:40)
Asa tokoa raha mba toy ny vahoakan'ny firenena rehetra ihany ny Malagasy fa raha ny ekipan'ny tena izany no manao match goavana dia tonga marobe daholo ny mpanohana ka tongava marobe ary manohana ny solotenantsika MAKIS e :lol:. Ohatra fotsiny jereo ny portugais tonga maro dia maro tao @ stade de france omaly nanohana ny ekipan'ny benfica ni battre record mintsy raha ny isan'ny spectateur.=D =D
7. xxx ( 24/11/2005 02:23)
kisoa atao masikaoty ry zareo a! d asio mihosotra mena-kisoa ny mpilalao fa tsy mahasavika ireo tavany ireo. :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. Herimiafina ( 24/11/2005 03:00)
Tena tara vaovao njay zah tamin'ity injay mitoraka ity klé, hehehehe:-D:-D
9. fanogasy ( 24/11/2005 10:29)
fa mba nahazonanohana ve oa ny gasy kely sa resabe mampandry handrisa fotsiny ny hoe mitady gasy izay afaka hiantoka ny tenany hanohana azy ireo.Ny Marocain anie ka be dia be any france any e
10. jentilisa ( 26/11/2005 08:31)
tsy hay intsony ny amin'izay fa tohano ny ekipa e!
11. sipagasy ( 26/11/2005 09:25)
tena ho avy maro e!!! dia ho menatra ny marokana kosa ve isika kleeeeee, ento ny vilany ho velezina e!!!!! ny ahy ny tako-bilaninay no etiko hihihi
12. sipagasy ( 26/11/2005 09:43)
hita t@ gazety ny nosintsika ihany koa fa oul 150 no tonga avy any an-tanindrazana hanohana ny MAKIS ka isika eto an-toerana indray ve no hiraviravy tanana fa tonga havana?????
TONGAVA MARO
13. jentilisa ( 26/11/2005 11:02)
mino aho fa efa niomana ianareo farafaharatsiny na mangatsiaka aza ny andro!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3435