rensenment de bourse
1. zefalah
(
20/11/2005 16:50)
manaona.
voalaza fa rehefa misy rensenment avy any hivelany dia ny ampovony iany no tena mahazo azy..zany hoe;na tohokony anjarany any @ sisiny aza dia omenar'zareo ao ampovony avokoa...mihisa 3900 mpianatra eo eo no bourse malagasy..arakiny fahalalako azy..ny tsy bourse gasy moa dia maro..ra ajerena dia merina avokoa ny akamaron'reo oul reo...tsy fanavakavahana ve zany? ra jerena akaiky koa ny @ national malagasy rehetra foot basket rugby tennis volley sns...dia merina avokao ny akamaron'izireo..zany ve de rariny?
tsy de idirako lalina le izy satria moa ny tena mba merina iany,nefa na dia zany aza tohokony mba jerena iany le any @ sisiny.
taompianarana 2006.. ie..nisy bourse ande ho any maroc. 5 izy reo..ary efa lasa ra tsy diso aho...misy koa 3 ho any algerie,ary misy arivo ande ho any america...marihiko fa io arivo alefa any america io dia natokana ho any vehivavy iany...ka hoy aho hoe? inona no dedavin'i America @ty? 1000 etudiente..malgache..
ary aza mataotra nareo fa mbola r'zareo ao ampovony iany no ande ho any...le tena tiako ambara dia tsotra
maninona ny ministeran'i fampianarana no tsy mirara asika tanora eo andalampianarana? inona no tohokony ataosika mba ahazo-sika tanteraka ny zo asika?
mbola maro ny disadisa tiako ambara saingy..mapalahelo loatra dia aleo reo iany alo.

novalian'i Herimiafina ny 25/11/2005 19:30
2. diamondra27
(
20/11/2005 20:38)
fa inona daholo aloha ny fepetra ilaina @ le fangatahana bourse sao de zay kosa no mampitsoka ny @ le sisiny? De raha manana tante aty france ohatra le neuveu na nièce de ahoana ny démarche atao
3. Herimiafina
(
21/11/2005 03:38)
Resaka fahalaviran'ny administration no mahatonga an'izany, concentré eo Antananarivo daholo ny zava-drehetra de lasa moramora kokoa ny mahazo zavatra ao Tana noho ny any amin'ny Province.
De lasa mitongilana ny lalao rehetra. Izanya za moa mbola resaka chef lieu de Province fa mba jereo koa anie ny zanaky ny tambanivohitra e, efa eo ny tsy fananana no mbola lavitra fanjakana de taraiky.
Any no tokony ho vahana haingana mba hisy ny fampandrosoana, resaka équité.

4. Herimiafina
(
25/11/2005 19:30)
Tena otsan'ny tsisy kill ty zany klé, aiza nareo o? hehehehehe :-D:-D:-D:-D