fahamasinana sy fahamarinana zao filamatra!!!

1. xxx ( 18/11/2005 16:41)
firenena kristianina tsika zao???!:D:D:D:D:D:D:D:D;aiza o aiza fipetraka io tarigetra io é
novalian'i Beinjy ny 26/11/2005 09:29
2. lapino ( 18/11/2005 16:48)
firenena kristianina tsika zao???!


Toa tsy ao anatin'ny lalam-panorenana izay raha ny fahalalako azy!
3. cutie ( 18/11/2005 19:13)
lapino [ Valio ] 18-11-2005 20:48:23
Lohateny : Re : fahamasinana sy fahamarinana zao filamatra!!!
Voalaza teo :
firenena kristianina tsika zao???!


Toa tsy ao anatin'ny lalam-panorenana izay raha ny fahalalako azy!

Marina zany :-D
4. pika ( 19/11/2005 04:42)
:-D:-D
mpitaribato vilambava io e
zay lazaiko tanterao fa izay .......:-D
5. akamatiana ( 19/11/2005 04:55)
:-w :-w :-w mahagaga marina an !!
6. dadabe ( 19/11/2005 12:46)
akamatiana :roll:inona no mahagaga ?? efa fantatra hatramion'ny volohany fa saingy ny malagasy no jamba tsy nahita fa olombitsy ihany no nahafantatra :-$
7. xxx ( 19/11/2005 15:42)
dadabe, tsy jamba zany ny malagasy fa te hanao be marenina - efa notenenina tamin'ny voalohany fa mafy loha be.
8. ravakamalala ( 19/11/2005 18:50)
kaikerin ny amboa kely tiana e!
9. cutie ( 19/11/2005 19:50)
notenenin'iza ry reto fa za tsy maharaka:roll:
10. tsimiandravola ( 19/11/2005 23:13)
xxx:

firenena kristianina tsika zao???!....aiza o aiza fipetraka io tarigetra io é
=))=))=))
Ny firenena "kristianina" mandroso ara-toekarena,na mandroso tsotra fotsiny izao,dia izay firenena anarany fotsiny no maha kristianina azy.(USA,Europe...).
Ny zavatra ataon-dry Bosy sy ry Bill;...izay mazava fa "kristianna" dia tsy misy ifandraisany mihitsy amin'ny morale kristianna;
Ka raha torak'izany ny eto Madagasikara dia aza gaga raha "saron-tava" fotsiny ny fivavahana kristianina.Indrisy ho an'ny mpino tena izy,fa ny mpino tsy tena izy ho voky sy hiosanosana.Meteza ho'aho ho Laîka(l)


11. Solitikabe ( 20/11/2005 00:15)
Madagasikara anie tsy kristianina izany, saingy ny mpitondra mifandimby fotsiny no mitondra anarana kristianina eh. raha tsy diso aloha, dia maherin'ny 50%n'ny MAlagasy no mbola tsy mandala io fomba fivavahana io. Ka mahatonga ny fanoram-piangonana mbola miroborobo. Mbola be ny kil eh
12. akamatiana ( 20/11/2005 05:26)
akamatiana inona no mahagaga ??
dadabe l zavatsa mahagaga k hihih l filamatra mantsy eeeuuhh!!
13. dadabe ( 20/11/2005 14:34)
:-@:-@:-@

ny eto amintsika anie izany mpanompo sampy rehefa tsy kristianina e:-$
14. cutie ( 21/11/2005 06:32)
efa nahita porofo nga dadabe ?:roll:
15. eprom ( 21/11/2005 12:56)
Izaho indray de mihevitra fa ny kristianisma ( indrindra protestantisma )no nahalasa lavitra ny firenena tavaratra (eoropeanina sy amerikana )
16. lapino ( 21/11/2005 13:10)
eprom:

Izaho indray de mihevitra fa ny kristianisma ( indrindra protestantisma )no nahalasa lavitra ny firenena tavaratra (eoropeanina sy amerikana )

Mba hazavao hoe ?
17. eprom ( 22/11/2005 07:13)
Lapino>
1)Ny protestanta de niady mafy vao nahazo ny fahafahany. Hany ka lasa foto-pisainany ny fandalana ny fahafahana amin'ny lafiny rehetra mihitsy (liberalisme).
2)Ny rafi-piangonana protestanta de nanome lanja betsaka ny mpandray ny fanasan'ny Tompo, na fanapahan-kevitra io na fanendrena olona. Io no nahatonga an-dry zareo manana toe-tsaina demokratika.
3)Na rafitra synodaly na kongragasionalista de nanome fahafahana betsaka ny isa-piangonana ny amin'ny fitondrana ny raharahan-tokantranony. Io amiko no mahatonga an-dry zareo lasa lavitra amin'ny decentralisation sy ny self governement.
4)Tsy manana fahefana ara-pampianarana ikambanana afa-tsy ny baiboly ny fiangonana. Mivelatra kokoa ary ny adi-hevitra ary mora raisina ny fahasamihafàna
5)Ny fampandraisana andraikitra ny lahika any anivon'ny sampana de niteraka olona mahay mitondra olona kokoa.
Teoria ihany ireo narosoko ireo nefa heveriko fa tsy mifanalavitra amin'ny tena izy. Nahoana tokoa ary ireo firenena protestanta (eoropa avaratra sy amerika avaratra ) no lasa lavitra amin'ny fandrosoana sy ny demokrasia?


18. jentilisa ( 23/11/2005 15:23)
dia misy ny demokrasia na dia mbola mpanjaka aza no mitondra!
19. Beinjy ( 26/11/2005 09:29)
Ka maninona mo sika ra manao masina de manao marina e Fa ny tena lalana kristiana de ny hoe MANEKE NY M PITONDRANAREO MANEKE NY FAHEFANA MISY ka ho @ izay Kristiana zany de tokony hanana zany tarigetra zany ka apetrako kely ny fanontaniana inona no atao hoe m asina ary ny marina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2817