fiantsoana antelefon

1. xxx ( 15/11/2005 11:07)
sao mba misy mahalala hoe inona avy no azo ampiasaina raha te hiantso téléfon avy eto @ internety nareo?
misaotra @ valinteny!
novalian'i dah ny 08/02/2006 16:18
2. rurik ( 15/11/2005 11:38)
ny ahy skype no ampiasaiko tena mora tokoa raha samy mampiasa enternet ohatra dia tsy mando dia afaka miantso telephone koa aminy :D
3. Achia ( 15/11/2005 12:49)
ka aiza no azahoana io skype io?
4. danibe ( 15/11/2005 13:09)
interessant be lay skype ry rurik fa mba azavao kely an. misaotra.
5. Ralay ( 15/11/2005 13:15)
Tsara tokoa io torohevitry ny namantsika io ka jereo eto ny ahitanao ny skype http://www.skype.com/ mazotoa mampiasa fa tsy mandoa na ny ariary aza ianao raha samy internet
6. mumu ( 15/11/2005 13:15)
http://www.skype.com/intl/fr/
7. rurik ( 15/11/2005 13:38)
io izy fa dia mazotoa daholo an tena mety io ka
8. rurik ( 15/11/2005 13:41)
Achia any la reunion ko afaka mampiasa io skype io tsy mandeha aky ny sarikely ry Achia an
9. vancleef ( 15/11/2005 15:06)
Netappel http://www.netappel.fr/fr/ dia afaka miantso téléphone fixe @ ordinatera maimaipaona mandritra 2 minitra. Matetika amiko dia ampy roa minitra. Afaka miantso P2P (Peer to Peer) ahotran'ny Skype koa ilay izy
10. zefalah ( 15/11/2005 18:17)
www.jaja.com
tsis vola..
www.misphone.com
tsy mando sosy.
fa mando volany internety a..
11. Herimiafina ( 15/11/2005 21:55)
Raha avy aty Canada de netappel no mba mety hiantsoana favifavy kokoa, mahazo 5mn gratos makany europa, averimberina foana tsy mandoha na ny ariary aza.
12. rurik ( 16/11/2005 08:19)
Zefalah toa tsy misy misokatra akory ireo zavatra asainao jerena ireo?
13. vegas ( 17/11/2005 02:37)
Netappel eraky ny europa gratos ra miantso fixe!! tsy hay na misy amin'ny skype ilay miantso tel fixe na tsy misy fa ny netappel aloha dia sady misy fiantsona amin'ny fixe no misy fiantsona amin'ny samy ordi.
vancleef> nga tsy 5 min?
14. aly ( 11/12/2005 17:49)
Izaho dia efa telo taona no nampiasa skype
Ka mba mitady olona aty dago hiresahana indrindra rehefa week end na ny hariva
Miantso gratuit raha samy manana skype sady efa nivoaka ilay version avec video web cam
Miandry an reo e!!
15. rurik ( 14/12/2005 08:27)
vegas mety ko ka afaka miantso fix afaka miantso poratabl fa raha miantso fix na port dia mila mividy unite an fa itako tena mora aloha e
16. rurik ( 14/12/2005 08:27)
aly:

Izaho dia efa telo taona no nampiasa skype
Ka mba mitady olona aty dago hiresahana indrindra rehefa week end na ny hariva
Miantso gratuit raha samy manana skype sady efa nivoaka ilay version avec video web cam
Miandry an reo e!!



ka atsoy ary aho raha izany ko .
17. aly ( 16/12/2005 16:59)
azy ary ny pseudo de atsoiko e
18. aly ( 16/12/2005 17:56)
sécuriser ve io netappel io ry vancleff? paiement no tiko lazaina
19. rurik ( 17/12/2005 11:08)
aly:

azy ary ny pseudo de atsoiko e




andraso fa omeko anao eto
20. dah ( 08/02/2006 16:18)
be dia be ireo dia inona no telechargerna amlin'ireo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2705