Raha ny fahitako an'izany hevitra ambadika izany de tsy mampino ahy satria io ve no fialam- bolin'ny tanora avy manao bacc de ho foanana!8O
Sady fanampin'izany de mety ho sahirana fotsiny i Ricky amin'ny fikarohan izay ho solon'i Balita de tsy manao spectacle nedala!:D