fihetsika ahafantarana fa manampitiavana ny olona iray?

1. jos13 ( 09/11/2005 09:23)
ny fandehanana isanandro any @ olona ilazanao we tianao ve d efa fampisehoana fitiavana ?,raha mankany ianao nefa tsy milaza fa we tia , d mety ho tonga ve ny hafatra !satria mety misy fahamenerana manko na d efa nisy aza fiarahana aranofo?
ahoana ny hevitrareo?
2. estine ( 09/11/2005 11:41)
tena endrika isehoan'le fitiavana io,tosika anaty mazana tsy voafehan'ny saina.tafita tokoa ny hafatra saingy ra vevavy le iantefany de tsy hamaly izy satria mampametra-panontaniana ihany raha vevavy nous mitny volou?(l)(l)(l)
3. Herimiafina ( 09/11/2005 14:56)
De ahoana zany zah midikiditra antranon'olona lava io nefa tsy tia akory? hehehehe:-D:-D
4. fasaly ( 09/11/2005 15:45)
tena tsy mazava lotra le sizé nefa ny titre nanaitra kely ihany ka saika hamaly aho...avereno hazavaina hoe raha mety...
5. ravakamalala ( 09/11/2005 15:52)
Arakaraky ny fihetsiny ihany io, inn no hataony any aminao? Sao dia interet fa tsy fitiavana, sao dia hoe mahay mahandro sakafo be ianao, sao dia hoe manana telé nareo, sao dia hoe .. rah aizay dia tsy voatery fitiavana an!
6. Herimiafina ( 09/11/2005 15:54)
Nenah zao te hiresaka fotsiny zah de mitady akama, sipa sirtout no manana capacité d'ekouty de makany zah de mody refa lera, hehehe:-D:-D
7. pitchou ( 09/11/2005 18:38)
raha ze fahatongavany isanadro tsy tokony ieritreretana hoe tia izy, fa mety araka io lazain'i heri io (tsy mananihany elà an!) rehefa tsy miteny izy d kaontio ho tsy le fitiavana resahana eto no atongavany
8. cutie ( 09/11/2005 19:32)
jos13 [ Valio ] 09-11-2005 13:23:42
Lohateny : fihetsika ahafantarana fa manampitiavana ny olona iray?
ny fandehanana isanandro any @ olona ilazanao we tianao ve d efa fampisehoana fitiavana ?,raha mankany ianao nefa tsy milaza fa we tia , d mety ho tonga ve ny hafatra !satria mety misy fahamenerana manko na d efa nisy aza fiarahana aranofo?
ahoana ny hevitrareo?

Mivadika ho fitiavana ihany refa ele ny ela ka 8)
9. Herimiafina ( 09/11/2005 20:25)
pitchou:

raha ze fahatongavany isanadro tsy tokony ieritreretana hoe tia izy, fa mety araka io lazain'i heri io (tsy mananihany elà an!) rehefa tsy miteny izy d kaontio ho tsy le fitiavana resahana eto no atongavany


Tsy mananihany zah kah.
Fa izao, lasa mampiady matetika io zavatra fanaoko io. Satria na dia efa mazava hatramin'ny voalohanya za ny regle de jeu de miovaova ra-olombelona ka miovaova koa ny sentiment-ny de idirandoza matetika zah, hehehehe:-D:-D

10. vale ( 09/11/2005 21:45)
ko nareo ange izany ry jos13 efa nisy firaisana e!sa firaisana tsy misy fitiavana? ny lhl alou no mavita an'izany matetika fa raha ohatra le vhv nanaiky iray taminao de tia izy izany! fa nefa ko misy vhv manao an'izany iany ka!ary mainn nefa raha tonga de anaovana déclaration izy? inn ny olana? rah ihaino ny famenarana eo enao de tsy ahazo ze tinao an!
11. Herimiafina ( 09/11/2005 21:50)
Gravy kou zany klé, firaisana tsisy ninoninona, mety misy n'inon'inona ihany fa tsisy sahy miteny an.
12. Ragadona ( 09/11/2005 22:42)
Misy tranga isehoan ny firaisana tsisy fitiavana aloh e...ra ny famangivangina matetika ndray tsy azo adika avy hatrany hoe noho ny fitiavana voatokana, na dia mety hiafara any ihany aza...satria mantsy ra heverina hoe tia daholo zay mazoto mitsidika d na za aza tsy mba ho sahy hamangy matetika an ireo sipa akama ntsony fa sao ahiahiny hoe hikaoty azy
13. hesham ( 10/11/2005 03:06)
Ny ahy refa reveko dia vangiko matetika ee . Satriko ary tsy hiala eo mintsy .Aza mba tiko aloha fa de ataoko mahita ahy matetika .:-D:-D:-D:-D:-D
14. Herimiafina ( 10/11/2005 06:40)
Salut Hesham, tsy handalo aty aminah njay ngah enao rahariva, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
15. mamzelkely ( 10/11/2005 07:41)
mariky ny fitiavana ihany io fa ts ampy fa mila rassurer-a koko ny olona donc mila miteny ihany enao zany..
16. vivi ( 10/11/2005 11:47)
raha ny fandehanana isanandro any antrano kosa aloha efa tena marika we tia e! satria inona ny hakanesanao any antranonolona any raha tsy tianao io olona io, indrindra raha miseho isananndro io fihetsika io sy miampy mofo, fa ny olona moa samy manana ny fihinanany azy ,ary sur za fa tena mba tonga any @ sipa we tia azy ianao ,zany we lay hafatra lazainao, fa ny sipa koa anie mahalala we tara amiko ity bandy ty e, tsy misy formule ny fitiavana fa rehefa zay no mahamety ny fiarahanareo d tsy maninona izany fa ny tena tsara aloha mba misy fotoana lazaina @ ihany ny fitiavanao azy !
17. lilbon ( 10/11/2005 14:14)
alohan'ny ahatongavana any foana aloha de hanontanio foana izy fa sao efa manana olon-tiana izay vao hitan-jiro any raha sendran'ny ...=))=))
18. jentilisa ( 10/11/2005 14:57)
tsy mila mitana jiro kosa rehefa harivariva fotoanan'ny delestazy iny koa! sa mbola hamelona labozia indray ve ianareo?
19. zama91 ( 10/11/2005 15:39)
mba mahaliana kely ihany saingy tsy mazava.Rehefa tena tiana kosa ve tsy ohatran'izay ihany no fiafarany
20. lilbon ( 11/11/2005 04:47)
le vangingina matetika ve lou we sao de we tsoin tsoin matetika e!?:oops::-D:*=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1367