Ny atista gasy

1. raygasy ( 08/11/2005 09:18)
Salut e!Mba mampalahelo reto ny nijery ilay "Iarivo mifety" a!mba ampio reto ny atista gasy fa efa mba mihezaka ny hanao ny tsara nge ry zareo e!oh ny ataon'i Andry kely HIRAH anie tsy dia ratsy e!
novalian'i fijo ny 11/11/2005 20:39
2. sambatra ( 08/11/2005 10:18)
Fa nisy inn? Mba ampio fanazavana kely hoe azafady!!!
3. sonwin ( 08/11/2005 10:50)
fa nanina zany "Iarivo mifety" zany?
4. mamzelkely ( 08/11/2005 11:16)
ts nahazo kil nga le izy..:roll:
5. ari.malala ( 08/11/2005 11:34)
eny wa, tantarao we...
6. mamzelkely ( 08/11/2005 12:02)
ts haiko fa za ko mbola manotany..:-D
7. bozimanga ( 08/11/2005 14:31)
:evil::evil::evil:"IARIVO MIFETY" ilay fety niarahan' ny tarika zay , bodo, hirah.Natao tao@ palais de spoort t@ zoma 04/11/05 hariva.
tena nampalahelo mihitsy ilay organisateur fa olona zara raha nisy no tonga nanatrika tao.
na ny hofan' ny palais de sport aza ve ho voaloa?
tsy ny artista ihany no matiantoka fa ny organisateur ihany koa .

8. mandrindra ( 08/11/2005 14:44)
fa maninona aloha no tonga dia tezitra e ? Tsy aleo ve manadihady hoe maninona ny olona no tsy tonga. Mety ho maro ny antony : nisy mpanakana, hihihi, tsy namely ny dokambarotra, lafo loatra ny fidirana nefa ny vary ohanina lafo ny faktiora jirama tsy voaloha ...
9. hesham ( 08/11/2005 15:12)
Tsy manambola ny vahoaka eee.
10. fijo ( 08/11/2005 22:11)
sa variana nijery rugby
11. sonwin ( 08/11/2005 22:15)
nisy fahadisoana stratejika zany
12. xxx ( 09/11/2005 03:51)
ka izao anie efa fotoana tsy fanaovana fety intsony ee! fa izy no mbola mitetateta ihany ee! ny farany fanaovana fety de mi - octobre eo ihany fa ankoatra izay ny olona efa mieritreritra ny fiainana fahavaratra indray ee!
13. ari.malala ( 09/11/2005 06:08)
nampalaelo zany zareo ra zany...
14. mamzelkely ( 09/11/2005 07:01)
za njay mahita we mety le choix an le artiste no ts nety... ts compatible le izy ts haiko alo e..:)
15. Angie ( 09/11/2005 08:39)
Tsy haiko aloha lay Hirah zany fa dia mba ratsy fiainga izy zany. Fa ny tena nampalahelo dia ireo efa goaik'antitra toa an'i Bodo sy ny Zay tsy nahazo kil. Tena sahirana kosa ange ny malagasy ka mety lafo be lay fidirany e.
16. fijo ( 09/11/2005 20:29)
angie an,resaka fotoana io.
17. mamzelkely ( 10/11/2005 07:31)
eo ihany ny resaka fotôna fa efa mihalefy ko ry zareo ny tena marina e... le organisateur justement te hilancer an le Hirah fa le choix an le artiste niaraka taminy no ts tao tsara..
18. Angie ( 10/11/2005 08:18)
Dia mamangy @ fahoriana izany koa. Aiza kosa dia ho ao tsara foana ny tsena :oops:
19. dadabe ( 10/11/2005 11:54)
alefaso aty chine ry bodo sy ry hirah sy ry .....fa ahazo kil bedabe :D
20. Veloo ( 10/11/2005 16:12)
ie wa ry dadabe a
alefaso aty usa ko fa mety ahazo kil ry zareo :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1913