Morondava

1. mpandalo ( 06/11/2005 22:22)
Mitady an'i Anselme mipetraka ao Morondava, zanaka commissaire, nanao vakansa tany Morombe taminy volana aout-septembre teo. Mbola mianatra angamba izy io. Misaotra an'izay mampilaza an'azy fa misy mitady azy...
novalian'i zoara ny 15/02/2006 18:56
2. Herimiafina ( 06/11/2005 22:24)
Sao de Ra-Luc zanaky ny commissaire de la ville izany? Raha iny de haiko soa.
3. mpandalo ( 06/11/2005 22:59)
Mba azonao lazaina ahy ve ny bikabikan'izy izany ?
Anselme no nolazainy ahy fa anarany aloha e.
4. Herimiafina ( 06/11/2005 23:05)
Bandy lavalava mahia eo amin'ny 1,85m eo ileiry, vao afaka baka tamin'ny herintaona.
Manana charme izay, fa toa any Frantsa hono ileiry izao.
5. mpandalo ( 06/11/2005 23:08)
Tsy iy izany, fa sao dia misy commissairiat maro sa iaray hiany ao Morondava ?
6. Herimiafina ( 06/11/2005 23:13)
Ny commissaire no toa misy maromaro fa ny commissariat toa iray ihany kah.
7. mpandalo ( 06/11/2005 23:15)
Hay:(
tsy kivy ahy izany fa manantena ny ahita an'azy ihany. Misaotranao an !
8. dadabe ( 07/11/2005 10:26)
herimiafina hainao ve i Luc ??? de i Eric ihany koa izany hainao raha izany :-w
fa na izany aza kalou dia vaovao amiko izany Anselm izany e
9. sonwin ( 07/11/2005 19:45)
Eric sy Luc aloha hain rehetra ze tany fa Anselm, iza marina aza zany:roll:
10. sonwin ( 07/11/2005 19:46)
Eric sy Luc aloha hain rehetra ze tany fa Anselm, iza marina aza zany:roll:
11. mpandalo ( 07/11/2005 21:09)
22-23-24 taona any ho any izy io. Tany Morombe taminy aout septembre teo. Misy problème kely ny masony iray.
12. Herimiafina ( 07/11/2005 22:09)
Tena tsy haiko johary volaninao io jimy!8)8)
13. majakely ( 08/11/2005 07:44)
i Anselme ,andraso fa ho antsoiko izy an!Aaaaaaanseeellllmee!!toa tsy misy mamaly ??!:o
14. fijo ( 08/11/2005 22:17)
ao izy eeeeeeeeee
15. marengarenga ( 12/11/2005 15:49)
tsy zah zah zany fa olo hafa
16. dadabe ( 13/11/2005 12:15)
majakely > ahoooooooonaaaaaaaaa :°):°)
frera>fantatr'ialahy ihany koa angaha???:wink:
17. zoara ( 29/12/2005 20:12)
ao morondava misy commisariat 2 fa commisaire 1 ihany araka ny fahalalako azy.azoko antsoiko ny zandriko hanontany ny dadany raha toa ka manome info bebe kokoa ianao.
18. marengarenga ( 29/01/2006 13:43)
zoara aaa! mbola misy zanak'a morondava hafa ve ato?
19. zoara ( 15/02/2006 18:56)
marengarenga!
tena tsy fantatro na misy mi-serasera eto fa zah koa mba mitady!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6997