mima
1. fiaritiana
(
05/11/2005 12:02)
I Mima dia anisan ny mpihira malaza ihany amin izao ka ahoana ny mba fahitanareo azy???
novalian'i fijo ny 09/11/2005 20:39
2. xxx
(
05/11/2005 12:17)
sipa enjana be reny e ny vadiko ary nalainy ko eny e ny ahy alo no adala e
5. fasaly
(
06/11/2005 11:19)
malay iny ka! sady mahay mihetsika no sexy tsara no mahay mihira....no malaza be zao izy!
7. RADOUXE
(
06/11/2005 15:10)
xxx:
sipa enjana be reny e ny vadiko ary nalainy ko eny e ny ahy alo no adala e
:cry:Ntso aza kivy fa avy aty e tonga zany d nikoleny d nosereny lery ko tena enjana lo ra i mima fa resinao iny ra mietsika kely enao d miverina amnao ndray lery amzay
8. pika
(
07/11/2005 04:30)
ra mietsika kely enao d miverina amnao ndray lery amzay:-D
de mbola raisinao ve raha oh ireny no niaraka taminy
=))
9. xxx
(
07/11/2005 11:45)
tsy nanaraka ny tenin i mima ange izany enao ry xxx hoe koleo sereo matoa lasany e! adalany ve aloha ny nampitandrina? nefa koa moa na kolena ary rehefa lasany tsy ho lasany ihany?
10. Angie
(
07/11/2005 12:03)
za alou mbola tsy nahita fa efa leo ny hirany ataon'ilay zazakely ao aminay e.
xxx> aleo lay oul ho lasany any satria tsy tiany ianao zany toy izay hijanona eo nefa miodina any sa aona? Mahereza e
xxx> aleo lay oul ho lasany any satria tsy tiany ianao zany toy izay hijanona eo nefa miodina any sa aona? Mahereza e
12. RADOUXE
(
07/11/2005 20:16)
pika:
ra mietsika kely enao d miverina amnao ndray lery amzay:-D
de mbola raisinao ve raha oh ireny no niaraka taminy
=))
:roll:Tsy aiko lo e
17. Herimiafina
(
08/11/2005 22:49)
mima, nihaino le hira iny zah fa toa otsan'ny tsy voahako ny feony, le hira alou tsy de tiko e, fa le sipa mbola ?????, hehehehe:-D:-D
19. Herimiafina
(
09/11/2005 16:44)
Mba andefaso sariny hoe zah hpalako azy kely, hehehehe:-D:-D
Mampatsiahy ahy sipa zay le feony, iza moa iny , hay i ... le tao amin'i Koike e.
Mampatsiahy ahy sipa zay le feony, iza moa iny , hay i ... le tao amin'i Koike e.