MAIKA vahona:rhumatisme:arthrite

1. diamondra27 ( 01/11/2005 20:36)
sao de misy olona efa nanandrana le vahona hanasitranana ny rhumatisme na arthrite de mba lazao anay hoe nanao ahoana ny vokany
2. aristar ( 01/11/2005 21:26)
Efa nandeha matetika teto ilay resaka momban'ny vahona io. Betsaka ny gasy mihevitra atramin'ny dokotera sasany faha ny malagasy namorinan'ny panacée universelle : ny vahona. Arakan'ny heviny dia mahasitrana ny rehetra atramin'ny cancer isan'karazany koa nahoana moa noho tsy hasitrana ny RAA koa ! Izaho dia tsy mankasitraka io hevitra io faha si çà ne peut pas faire du bien çà ne peut pas faire du mal faha izaho fotsiny vahona avy any @ homeopharma noho sotrohy faha aza maka vahona dans la nature faha misy variétés 30 mahery any Dago ary ny sasany tena toxique
3. diamondra27 ( 01/11/2005 21:47)
lay effet - any mihitsy no tiako ho fantatra ka, ny aretina rhumatisme na arthrite no tiako singanina eto na tena nisy olona nampiasa ka sitrana na tsia fa misaotra aloha e, ny tena mpisy nanoratra de cancer foana no heno
4. Veloo ( 02/11/2005 18:38)
ary efa namaly an'izy anie izaho e? tany an-trano nefa tsy mipetraka eto akory? loza zany...
Ie wa za ko mba lina be ry diamondra.
5. diamondra27 ( 03/11/2005 08:18)
veloo: avereno indray fa @ fanamboarana ny sera² ngamba no matonga zany e!

surtout le rhumatisme sy arthrite no tena tiko fantatra fa le cancer efa mazava t@ dinika efa niseho teto fa efficace
6. Veloo ( 03/11/2005 18:33)
diamondra a za ko anie mba tena lina oe mande ve io vahona io e? minadry ny valony eto tsika roa hihihihih:-D
7. fijo ( 03/11/2005 21:50)
za aloha efa nanadrana ny mboba ny aty sy vavony,dia nety tamiko e.fa io(momba ny vanintaolana io) indray tsy haiko.
8. Veloo ( 03/11/2005 22:18)
de sitrana tsara ve ry fijo?
9. fijo ( 03/11/2005 22:24)
ny vavony dia tena vita tanteraka.efa misotro toaka indray ary za izao
10. diamondra27 ( 04/11/2005 13:58)
fijo: ahoana jay ary zany ry fijo efa sitrana ve de mbola miverina fa tsy navadika ny lasa sa??? nefa moa samy manana ny safidiny io koa.

Lazaiko @ namako zany fa tena ok le vahona fa izy koa manko tena misy ulcère à l'estomac e!le akiray misy rhumatisme sisa mbola andrasana.



11. Veloo ( 04/11/2005 20:55)
diamondra a loza retsy ko efa sitrana dia inn ndray mbola misotro..
Tena adala ty fijo ty manimba fahasalamana fotsiny
12. fijo ( 04/11/2005 23:06)
ka izay no nitsaboana azy ko.mba hanohizana le revy.
13. diamondra27 ( 09/11/2005 14:53)
ndao ary hifandombera raha izany e! à ta santé hi hi hi
14. fijo ( 09/11/2005 21:18)
misaotra e.dia hitondra nofo hoantsika anie ny toaka
15. mpisotrtoaka ( 07/04/2015 10:29)
Salama daholo ! Ankoatra ilay vahona sy ny fifandonam-bera dia inona koa no mety fitsaboana ny rhumatisme fa tena misy olona akaiky ahy tena marary ! Vonjeo eeeeeeeeeeeeeeee ! Rhf hita izany d afaka mfandom-bera ! Za mihitsy no hiantso !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7337