enga anie ka ...

1. xxx ( 01/11/2005 07:18)
enga anie ka ho nofiko ihany
ireo firenena vaventy eran-tany
miady hifandrombaka an'i Gasikara
tsy ankihetsika isika, mitazana tsara

enga anie ka ho nofiko fotsiny
ireo miaramila avy ao an-damosiny
mirongo fiadina tsy manan-tsahala
lavony isika, tsy afa-miala

enga anie ka nofy antoandro
ireto mpanafika ny ambaniandro
gasy voavidy hanao adim-poko
jamban'ny vola ka lasa nihoko

enga anie...sanatria anie izany...hibebaka amin'ilay Nahary anie ny rehetra...Izy no aro sy manda fiarovana ho antsika...derao ny anarany...amen
novalian'i fijo ny 04/11/2005 22:56
2. dadabe ( 01/11/2005 07:43)
=D=D=D saingy xxx de tsssssss:evil::@
3. sonwin ( 01/11/2005 10:27)
enga anie ka tsy ho nofiko koa
i Gasikara ho tafita soa
ho isan'ireo firenena vaventy
amin'izay isika rehetra mba metimety e:)

enga anie tsy ho nofiko intsony
itony hoe fandrosoana itony
ka hifalian'ny dimby sy fara
ho reharehan'ity Gasikara

enga anie ka ho nofy ririnina
ilay voalazan-draxxx
fa aleo aloha za hitelina kininina
zay vao mijery ilay film ...


4. sonwin ( 01/11/2005 10:27)
enga anie ka tsy ho nofiko koa
i Gasikara ho tafita soa
ho isan'ireo firenena vaventy
amin'izay isika rehetra mba metimety e:)

enga anie tsy ho nofiko intsony
itony hoe fandrosoana itony
ka hifalian'ny dimby sy fara
ho reharehan'ity Gasikara

enga anie ka ho nofy ririnina
ilay voalazan-draxxx
fa aleo aloha za hitelina kininina
zay vao mijery ilay film ...


5. xxx ( 01/11/2005 11:21)
ianareo aky dia tsy manisy ninoninona ny tantaran'ny razanareo . lazaiko marina dia marina aminareo fa tsy toy izao ianareo raha tsy izireo .ka nohinizany
dia mitsangana fa aza mananahina.
ary ialao izao tsindry hazolena ataonolona atsika izao
6. jentilisa ( 01/11/2005 13:51)
Fa asiana inona indray ny taloha? Manjary sao mandrava anie raha kitihina ireny e!
7. dadabe ( 01/11/2005 14:46)
ary mahay daholo ianareo izany a=D=D
8. maditra ( 01/11/2005 18:08)
hatsikana ve ireto sa inona? lol
9. watafon ( 01/11/2005 18:47)
fa izao e: fa raha ahitana petrole tokoa ange eto amintsika d mety hitranga ireo voalazandra xxx ireo e! enga anie ka ho nofy ihany anefa izany !
10. Veloo ( 01/11/2005 22:51)
watafon a misy tokoa moa zany no handehanan'ireo any.. mbola tsy vo exploiter anie i dago e....
11. dadabe ( 02/11/2005 05:49)
hummm interessant zany ry veloo malala a:D
12. Veloo ( 02/11/2005 18:34)
ka hikandrana ny andeha i exploiter an'i dago angaha njy ry dadabe? :-D:-D:-D
13. fijo ( 02/11/2005 21:49)
hoavy le maraina e
14. Veloo ( 02/11/2005 21:52)
dain ko ty fijo :-D da ahona ko?:-D:-D:roll:
15. fijo ( 03/11/2005 05:54)
dain ahoana ary
16. mamzelkely ( 03/11/2005 06:40)
de ho avy ko le atoandro..:-D
17. mandrindra ( 03/11/2005 15:51)
dia izao efa hariva !!
18. Veloo ( 03/11/2005 18:25)
dia izao efa alina !!:-D:-D
19. fijo ( 03/11/2005 21:20)
alina?hummm mampa te handalina
20. Veloo ( 03/11/2005 22:15)
eeee atao maraina ndray zany :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1781