Sean Paul Dago
1. fiaritiana
(
25/10/2005 18:52)
nanao ahoana ry reto ny Sean Paul tany Dago? tena nitsiriritra fotsiny izay tsy afaka e!!
novalian'i xxx ny 31/10/2005 12:07
3. fiaritiana
(
25/10/2005 20:37)
Mpihira Amerikana malaza e nankany amintsika tamin ny vacances teo
4. pitdra
(
25/10/2005 20:48)
Manahoana enao lé nangataka vaovao momban'lé concert an'i sean paul tany dago !! oaioai oai !! mbola tany dago za lors de ce spéctacle !! tsara bé , nafinaritra bééééééééééééééé mintsy !! izy raha teo koa mafinaritra bé sady mietsiketsika bé , moa koa vaovaio tamin'ny akizy tany lé style sy lé fiakanjony (izy sy ny mpandiany ) dia tsara bé é ! zay ihany angamba no azo tenenina !! tsara bé , na dia fohifohy ihany aza !! c'était un vrai chow de rap et de ragga !!!!
6. fiaritiana
(
25/10/2005 23:23)
misaotra an i pitdra nanome vao2, sambatra ho anareo izay tany an!!
9. Herimiafina
(
27/10/2005 16:20)
Sean Paul, mainty dorizina jamaikana fa naturalisé amerikana. Vocal no mahamanja azy.(l)
10. Veloo
(
27/10/2005 16:49)
:-D^^:-D:-D:-D:-D ay ve e betsaka ko ry zareo aty ka tsy fantatra intsony kle heheheheh
11. fiaritiana
(
27/10/2005 17:49)
manja daolo na ny voix na izy e!tsy dia hoe dorizina mainty be koa anie izy e!!jereo ny sariny ao amin ny google:^):P
13. cutie
(
27/10/2005 18:53)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 27-10-2005 21:20:29
Lohateny : Re : Sean Paul Dago
Sean Paul, mainty dorizina jamaikana fa naturalisé amerikana. Vocal no mahamanja azy.
mba omeo ny santionany we :-D
18. xxx
(
29/10/2005 15:58)
fiaritiana:
manja daolo na ny voix na izy e!tsy dia hoe dorizina mainty be koa anie izy e!!jereo ny sariny ao amin ny google
avy nijery sary tao amin'ny google aho fa ... samy manana ny manja aminy io retsy ah - izay no aoka ho lazaina :lol::lol:
20. RADOUXE
(
29/10/2005 21:41)
cutie:
in kou zany shaggy?
Gisa zany e zany v tsy ay e za ko mbola tany tamnio fa be pokona b mitsy ko fa saingy tsy nijery fa lafo b le fika teny am tanana mantsy le izy natao teo am courts Tanjombato naika tsy omby le tokotany ono ko zay mo naleonay nijery mahaleo am le 10 lam sady nilay b sy afapo