Tsy ilaina amin'ny fampandrosoana ve ny demokrasy?

1. Solitikabe ( 13/10/2005 00:07)
Tsy ilaina amin'ny fampandrosoana ve ny demokrasy?
Io fanontaniana io no mipetraka raha mijery ny fandrosoan'ny sinoa sy ny Japoney ny mpitazana. Dia jerena koa ny tany vaventy rehetra, fa tsy misy izany demokrasy izany akory. Fa dia didy jadona sy izay tian'ny mpitondra ihany no atao, saingy mody atao hoe : "VETO" no anarany fa tsy hoe "JADONA".
Ary rehefa betsaka ny antoko, fa malalaka ny fanehoan-kevitra, dia misahotaka ny toerana fa lany amin'ny fiadiana hevitra fotsiny.
2. Herimiafina ( 13/10/2005 02:22)
Eeeh, indrisy mantsy ry Solitikabe, fa olana mpahazo ny tany tsy mba nanana safidy mazava io teneninao io. Eeeeh, mampanaelo be.

Ny olana de resaka culture organisationnelle, mbola tsy fantatra mazava ze politika azo ampiarina sy mety amin'ny malagasy, hany ka alaina tahaka daholo izao rehetrrehetra ataon'ny olona izao, lazaina fa raha mety tany iny de mety aty Dago koa.

Ny fanontaniana apetraka dia, mety amintsika ve le demokrasia?

Mety amintsika ve ny politikan'ny sinoa sy Japoney?

Fa inn ary no tena politika favy azo ampiarina any amintsika e?
3. pika ( 13/10/2005 05:39)
ny VETO dia fahefan'ireo tany vaventy eo an'ivonizao tontolo izao raha misy handraissna fanampahankevitra
ary ny sinoa sy japone anie hafa e isika gasy hihihi
4. lolabe ( 13/10/2005 06:50)
Ny an'ny ntaolo no tsara e, samy mande any @ zay mahasoa azy any de mirindra tsara ihany ny fiainana, mifanaja fotsiny, andramo anie zay de ho hitanareo fa poa toa izay de mandroso ity firenena ity e? zany mihintsy ny an'ny Japoney no nitondrany ny fireneny:arrow:
5. Solitikabe ( 14/10/2005 03:35)
Nga moa dia tena ireo no ohatra, fa mba fampidirana fotsiny iny. Fa tsy hoe niteny Japnoey na Sinoa dia ireo ihany. Tonga amin'ilay fitenin'ny mpampianatra hoe tsy izay soratako rehetra no adika fa ahahahahahahahhaha
6. Herimiafina ( 14/10/2005 03:58)
Mon kamarady Solitikabe, Chine no fitaratra, misy lafiny sasany itovizantsika aminy, culture organisationnelle, hiérarchie, structures sociales sy historique psychologique (colonisation sy modernisation).

Tsy ratsy ny hevitrao ary ampiako hoe: ny Politika tsara indrindra dia ny Politika Séléctive, na mitazona ireo endrika rehetra nahitampahombiazana ary manova izay lafiny tsy nety rehetra.

Noho ny fiovan'ny mpitondra izay lasa toa be loatra tao antin'ny taona vitsy nifanesy,ny fidiran,ny avy any ivelany be loatra amin,ny Politikantsika nefa dia betsaka ny zavatra sy ny rafitra izay nahitana maminy ihany no nariana ary nosoloina vaovao tanteraka izay mbola tsy hay na hitondra ho aiza na hitondra ho aiza.

Ampiaro ny Polkitika séléctiva dia ho hitanao fa hamokatra hamokatra hatrany ary Madagasikara tsy handohalika i Madagasikara.

Misoatra ano Kamarady.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5664