ny hasarotam_piaro

1. scorp ( 08/10/2005 11:48)
ahona ry reto ny fijerinareo reny olona saro_piaro reny , tena mankaleo be ahy mihintsy aloha e ! ohatran' reny gadra reny ry reto a ! tena tsy misy andro miratra fa de gidra raha vao misy olona miresaka aminao ! inona no hevitra tokony atao raha sendra olona saropiaro kay ? TENA MAHALASA ADALA E !!!
2. aurora ( 08/10/2005 16:45)
scorp:

zao ry reto à ra araka ny hevotro alo dia tonga ny ahy dia soloiko .




ahona ry reto ny fijerinareo reny olona saro_piaro reny , tena mankaleo be ahy mihintsy aloha e ! ohatran' reny gadra reny ry reto a ! tena tsy misy andro miratra fa de gidra raha vao misy olona miresaka aminao ! inona no hevitra tokony atao raha sendra olona saropiaro kay ? TENA MAHALASA ADALA E !!!



3. Herimiafina ( 08/10/2005 17:02)
Fa iza no tsy mba saropiaro e, sa le saropiaro tafahoatra no tsy tianareo?

nefa nareo mpanolo azy ireo mihintsy no tena saropiaro amin'ny fahasarotampiarony. hehehehe:-D
4. sonwin ( 09/10/2005 10:02)
mitovy tamin'ny tetsy ambony kay :)
5. Lejim ( 10/10/2005 01:20)
Iza marina moa no tsy ho saro-piaro fa ny degrE-ny fotsiny no tsy mitovy (mbola angamba koa hoy aho). Atao mazava fotsiny ny fihetsika dia milamina ny resaka, fitiavana ange no mahatonga ny olona ho saro-piaro (Atra aza saro-piaro koa). dia raha tafahoatra kely ny hasarotam-piaro anazy dia manana raison izy izay ho mahina. possible an...
6. Herimiafina ( 10/10/2005 01:23)
Za zao reveko be mahintsiny raha saropiaro be mahintsiny zany ny divako rahatrizay, amin,izay zah mahatsapa tena fa tena misy mpitia tokotrany.

Raha tsy saropiaro eo anie iny fa tena mivadika ny tany amandanitra e. hehehehehe.:-D:-D:-D:-D

Aza rangitina fotsiny izy de zay, fa raha saropiaro izy dia aoka mba ho amin'ny rariny.
7. scorp ( 14/10/2005 07:26)
fa ahona kosa no tonga de ho solana o ! tsy mety kosa zany a ! tsy moramora anie vao mahita ndray e ! :lol: ! tsy solution kosa aky zany a !
8. hesham ( 17/10/2005 11:29)
Herimiafina:

Za zao reveko be mahintsiny raha saropiaro be mahintsiny zany ny divako rahatrizay, amin,izay zah mahatsapa tena fa tena misy mpitia tokotrany.

Raha tsy saropiaro eo anie iny fa tena mivadika ny tany amandanitra e. hehehehehe.:-D:-D:-D:-D

Aza rangitina fotsiny izy de zay, fa raha saropiaro izy dia aoka mba ho amin'ny rariny.


Ianao ary moa tsy misy diva kou .Raha tsy nanambady aho dia nekeko ny fangatahanao ahy ho vady ary dia tena narovako mafy mintsy ,fa saingy indrisy . Ianao anga tena tsy mahazaka sipa mintsy e .:-D:-D:-D:-D:-D
9. Herimiafina ( 17/10/2005 22:26)
Enao ty an, fangah za nangataka ano hivady raha tsy nangataka nao hanao tsain tsain fotsiny, hehehehe:-D:-D:-D
10. hesham ( 17/10/2005 23:14)
ampidiro @ omby na kisoa na biby tahaka anao ary nenao raha te hivady ee, na te hi tsain tsain e , reny zao no mendrika asinao mintsy .:-D:-D:-D:-D:-D
11. Herimiafina ( 17/10/2005 23:45)
Anjay ry hesham, zah mbola tsy nanajana an'izany, efa nanao an'izany ngah enao? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
12. hesham ( 18/10/2005 03:58)
Ka ianao zao asaiko mananjana , tsy mbola nananjana za ka , biby daoly mantsy reo otranao ka sode any no metimety aminao .:-D:-D:-D
13. Herimiafina ( 18/10/2005 04:07)
Anjay ry hesham, zah nefa lasa tia anao tampoka teo de nihemotsa njay. hehehehe:-D:-D
14. hesham ( 19/10/2005 01:45)
Za koa matahotsa tiavinao fa tsy amelano eo .:-D:-D:-D
15. Herimiafina ( 19/10/2005 02:41)
Hehehehe, mahay enao kah, miaiky zah hoa e, tena mangalatra le imagination-ko mintsy ianao ty an, hehehhe:-D:-D:-D:-D
16. hesham ( 19/10/2005 02:46)
miaiky fa mila fitsaboana ve ianao .:-D:-D:-D:-D
17. Herimiafina ( 19/10/2005 04:15)
Eeeeeeh, toa manamafy fo be tahaka ny jentilisa tany Israely fahiny enao zany? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
18. hesham ( 19/10/2005 16:24)
Azo amafisina anga ny fo , ai ve ianao ka jentilisy e .:-D:-D:-D:-D:-D
19. Herimiafina ( 19/10/2005 20:49)
Zah jentilisa tsy manambady fa enao jentilisa manambady, voafatotra, gadra. hehe hehehehe :-D:-D:-D:-D
20. hesham ( 22/10/2005 01:44)
Rah fitiavana otran`ny anay moa no mamatotra inona ny olana . Tsy hoe ianao tsy te hanambady fa tsy mahita vady no tsy mahazo raha tsy manolana .:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3608