namana any italia sy any grika

1. estine ( 07/10/2005 08:43)
karakory nareo aty italia ,io aloha fantro hoe misy fa ny any grika no tsy fantatro ra misy mbô teneno aho fa za te hoany .mbôla eto dago zà zao fa mbo te hoany hanoy bosy S O S GRIKA RY RETO A:idea::idea::snif:
2. xxx ( 08/10/2005 07:57)
tongava soa e
3. Herimiafina ( 10/10/2005 01:21)
Fa azia no tian'i estine aleha e, ngah tsy any zamerika njay? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
4. estine ( 10/10/2005 07:02)
ory xxx fa tena any marina ve enao e ,za ne tena te hoany mitsy e!
ory herimiafina tko koa ani zamerika fa mihoatra ny any grika alo grika no tena tiko .anontanio anie zà hoe inona no tena hitiavanao ny any grika :?::idea: raha tsy ozy à hoe any no misy an'i.....le ilako @ le bosy io an:lol::lol::lol::lol:
5. Herimiafina ( 10/10/2005 13:32)
Mianatra MYTHOLOGIE ngah toi? Za kou ne manana mitolojia e. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
6. angelastela ( 10/10/2005 14:40)
salut estine!
misy gasy any,tsy dia maro zareo any raha hoarina ao italie sy france; saingy misy ao Anthene;gaha tsy hitanao ry zareo nanao defilé t@ olympique tao Anthene iny,ao ny mbola mpianatra ,ao ny efa manambady,miray hina ihany zareo any, misy fikambanana,raha mila informationbe bebe kokoa ianao dia anoratyb zaho!
tsara Grece,pays touristique,tu vas l'aimer!
7. angelastela ( 10/10/2005 14:41)
mbola hadinoko pays histoirique
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2705