fénérive-est

1. Rainimaharavo ( 01/10/2005 14:10)
mba mangataka izay mahalala hoe ahoana ny fiantsoana an-tarobia an'i Fénérive-Est (indicatif sy ny code) misaotra betsaka.
2. rongatry ( 01/10/2005 14:43)
020 57 dia ampiana 5 chiffres e ! raha miantso avy @ poste fixe ianao.
Mahazoa e !
3. Herimiafina ( 01/10/2005 15:16)
:-D:-D:-D:-D
4. pika ( 03/10/2005 05:08)
inona moa no mamapihomehy an'i Herimiafina izany :-w
tsy aleo ve manontany toy izay manaonao foana
ary tsy misy olona tampompahaizana izany anie fa aza de manao toy io :x
5. Herimiafina ( 04/10/2005 04:49)
Fa inn le eritreretin'i Pika hoe imehezako?

Inn moa le indicatif de inn le code fa za aza tsy mahafantatra?
6. Rainimaharavo ( 04/10/2005 16:20)


Misaotra an'i "rongatry" fa nahazo tsara an'i Fénérive-Est aho.

mankasitraka ê!
7. Herimiafina ( 04/10/2005 22:26)
Mampamangy ao amin'i ra-Henri ao TAMPOLO ao e.:@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3676