artiste té hivotra

1. boubounezy ( 25/09/2005 19:17)
hono oa? misy oul mba afaka mamaly ana ve ato?
misy ve ny organisme na association izay manoana arabola na tsy haiko e! mba manao participation anoanana artiste gasy ka te hivotra @ talentany fa saingy tsy ampy moyen dé eo mivoretaka eo nefa mety tokony ho artista mahay?!!!
a+
2. fasaly ( 25/09/2005 20:45)
mivoretaka amy ahoana kay tsy de mazava loatra ....
3. kally ( 26/09/2005 08:33)
Rehefa tena te-hivoatra ve izy tsy ho lasa fa aiza kosa no dia hiandry fanampiana lava?Izany aza izy efa lazainao ho mivoretaka fotsiny, asaivo mitsangana aloha izy dia avy eo miihetsiketsika fa izay efa mihetsika ihany no misy manosika f'izay mivoretaka tsy misy mpijery akory aza.
4. ari.malala ( 26/09/2005 10:46)
ra eto Dago d nisy an'le emission coup de pousse iny zao to we namoaka album zareo, d efa misy zany ny mpanohana, raha ny henoko t@ radio t@ maraina d i Mr Hery Rabarijohn (miala tsiny manonona anarana an!) no toa tompon'andraikitra, fa raha mety d manontania mivantanan any @ TVM fa tao @ zareo no niviahan'nle emission fa za ko tsin tsy nanaraka.
5. mamzelkely ( 26/09/2005 12:39)
ra eto dago ko izy de asaivo manantona an dosol fa ra tena tsara ny ataony de afaka lancern'i dosol izy normalement zany a...
6. xxx ( 26/09/2005 14:53)
le dosol henoko hoe fetsy be sady ratsiratsy toetra !
(no comment )
tsy artiste zany mivoretaka zany kou e!:-D
7. boubounezy ( 26/09/2005 14:59)
aza mampiome enao ry kally a!
fa ary ra efa nietsika izy fa tsy ampy angé lé moyen ny lé oul é!
a+

kally:

Rehefa tena te-hivoatra ve izy tsy ho lasa fa aiza kosa no dia hiandry fanampiana lava?Izany aza izy efa lazainao ho mivoretaka fotsiny, asaivo mitsangana aloha izy dia avy eo miihetsiketsika fa izay efa mihetsika ihany no misy manosika f'izay mivoretaka tsy misy mpijery akory aza.

8. boubounezy ( 26/09/2005 15:03)
ny tiko ho lazaina oe, le oula manana taleta ary efa miezka fa mbola tsy ampy ny fanatanterahana ny fivoahana fa efa nienzaka mintsy izy, ary juste hoe fanampiana no tadiaviny fa tsy hoe ny rehetra tokony ho andaniny vola dé ny sponsort daholo ny hando zé laniny
ok a+
fasaly:

mivoretaka amy ahoana kay tsy de mazava loatra ....

9. boubounezy ( 26/09/2005 15:05)
misotra betsaka anao za ry ari-malala satria tena tiko ampiana mafy io namako io
merci
a+
ari.malala:

ra eto Dago d nisy an'le emission coup de pousse iny zao to we namoaka album zareo, d efa misy zany ny mpanohana, raha ny henoko t@ radio t@ maraina d i Mr Hery Rabarijohn (miala tsiny manonona anarana an!) no toa tompon'andraikitra, fa raha mety d manontania mivantanan any @ TVM fa tao @ zareo no niviahan'nle emission fa za ko tsin tsy nanaraka.

10. boubounezy ( 26/09/2005 15:07)
misotra @ torohevitra fa ny hevitriny maro hono matakadavitra
a+
mamzelkely:

ra eto dago ko izy de asaivo manantona an dosol fa ra tena tsara ny ataony de afaka lancern'i dosol izy normalement zany a...

11. boubounezy ( 26/09/2005 15:09)
efa miezaka iany izy fa tsy tafavoka tsy ampy mantsy eo ampelatanany ka izay lé ilaina fanampina
ok
xxx:

le dosol henoko hoe fetsy be sady ratsiratsy toetra !
(no comment )
tsy artiste zany mivoretaka zany kou e!:-D

12. pasipasi ( 26/09/2005 17:46)
aleo tsy miteny fa sao mifanaratsy eo fotsiny dia manjary tsy mivoatra isika GASY e tohanana fotsiny izay manana hafana-po:*
13. boubounezy ( 28/09/2005 11:50)
fa aona kou zany resaki ra x zany fa tsy mazava? @zay mbola siny hoe no comment:roll:

mamzelkely:

ra eto dago ko izy de asaivo manantona an dosol fa ra tena tsara ny ataony de afaka lancern'i dosol izy normalement zany a...

14. fijo ( 28/09/2005 20:24)
mba lazao hoe le toetra ratsy nataon'i dosol???ny hitako mantsy dia toa manohana artista mbola vao miakatra ireny izy.
15. rabilabila ( 04/10/2005 07:08)
Tsetsatsetsa tsy haritra fotsiny ny ahy ity , fa tsy dia tena mila valiny loatra akory:
I Dosol,hono,fetsy ........, aiza aloha ilay porofo , sa dia faly handefa siosion-dresaka fotsiny ?
Ny zavatra hita dia :very vola hatrany i Dosol hatramin'izao momba ireo zavatra nokarakaraina efa 3 taona izao . Betsaka ireo mpanankanto nivoaka tao aminy ,nanaovany promotion ,natosiny satria raha tsy nisy azy dia mety tsy ho fantatrin'ny olona mihitsy ,izy ve no nitavana rehefa nalaza ireo olona ireo ? tsia no valiny .Ireo tranom-barotra hafa no nitavana ,tsy te hanonona anarana aho satria tsy ahy izany .Tsy nanao "contrat d'exclusivité" @ Artiste novokariny izy , azony natao izany ,fa tsy nataony ,Iza no fetsy amin'izany ?
Farany , na i Bodo aza tsy ananany "contrat d'exclusivité "
16. boubounezy ( 17/10/2005 14:28)
zany ve?

rabilabila:

17. bener ( 26/10/2005 07:14)
Marina ny anao ry kally fa amiko ny fitiavana mozika no fototrin'ny mozoka atao ,ary izay vonona foana no misy manampy fa tsy izay te-halaza fotsiny,eto Dago dia laziko anao tsara ry Boubonez fa raha tsy manao matrakazy ny hira havoakanao ianao amin'ireo haino aman-jery rehetr'ireo dia tsy ho fantatrolona mihintsy ,Farany ny Dosol dia tranopamokarana mpanimba mpanankaton hikoizana fa raha manambola dia aleo manao Autopro,fa rehefa te-halaza dia midira ao hapriatiny é ,sao heverinao ho fanaratsiana mantsy izany ok!
18. bener ( 26/10/2005 07:15)

19. boubounezy ( 31/10/2005 20:42)
tsy nievitra izany ho fanaratsina mintsy ny tenako fa mba te ahalala ny fandehanjavatra fotsiny ra manatona sponsort. misotra @ renseingement

bener:

Marina ny anao ry kally fa amiko ny fitiavana mozika no fototrin'ny mozoka atao ,ary izay vonona foana no misy manampy fa tsy izay te-halaza fotsiny,eto Dago dia laziko anao tsara ry Boubonez fa raha tsy manao matrakazy ny hira havoakanao ianao amin'ireo haino aman-jery rehetr'ireo dia tsy ho fantatrolona mihintsy ,Farany ny Dosol dia tranopamokarana mpanimba mpanankaton hikoizana fa raha manambola dia aleo manao Autopro,fa rehefa te-halaza dia midira ao hapriatiny é ,sao heverinao ho fanaratsiana mantsy izany ok!

20. rabilabila ( 01/11/2005 20:11)
Raha manam-bola tokoa moa ve tsy hisy hafatsy ny autoproduction? Fa saingy kosa,iza amin'ireto mpanakanto ireto no NOSIMBAIN'I DOSOL kay: Tovo J'Hay, Terakaly , Babaique , Jerry Marcos ,Bodo , Ambondrona ,Din Rotsaka sy ny vitsivitsy hafa ? Ireo no fantatro hoe novokariny tanteraka ,Ireo Artistes rehetra ireo nefa, ankoatran'ny Looko Dosol ,dia hitanao eny amin'ny Media consulting ,sy ny trano mpamokatra hafa.Ny mpanakanto hafa indray izay nanantona ny trano mpamokatra hanao "enregistrements " dia ,izay no alehany ao fa azy ny promo .
Ka mba avio kely re ireo fanontaniana ireo , sy izay tsetsatsetsa tsy aritra teo ambony vao manosom-potaka fa manjary malhonneteté intellectuelle ilay démarche e!!
Misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.435