SOAVALY TAPAKOFEHY NY MPANAO GAZETY MARO...NY ANTONY?
1. cristal
(
07/09/2005 14:00)
(l)Tena mety hasiaka aho angamba androany fa andeha anetana anareo hoe mba manaraha vaovao de mba manaraha ny resaka poltika de mba mitondra hevitra sy ny vaovao marina fa raha ny gazety ankehitriny de tsy azo atokisana intsony satria ny firohankevitry ny tompon\'izy ireny sisa no entiny.Oh:\"TAPITRA NY FAMANTSIAM-BOLA T@ GOUVERNEMANTAN\'I TANTELY DE MIHANJAKA NY FITONDRANA ANKEHITRINY\"NY malaza objectif no nanambara io.Ndry mampalahelo be ny zavatra tahaka io satria ny tena tokony ho fantan\'ny mpanao gazety mintsy no tsy fantany sy tsy hainy,ka ndeha izy mba ampianarintsika kely!Ry l\'objectif Malazo,ny fitondrana teo aloha dia nolazain\'ny mpamatsy vola hoe:fitondrana record @ projets,fantatrareo zany,zao no antony manao projets izy ireo mba ahazoana vola de ny 75pourcent any ampaosy tsy lavina fa tena nahay nandrafitra projets izy ireo saingy,ny vola tokony hoany @ asa dia tsy lasa tany,de natsahatry ny mpamatsy vola ny famatsiana satria:Ny trosa nitombo,ny fampidiran-ketra anatiny tsy mandeha araka ny tokony izy satria taloha ny hetra dia azo hiadiam-barotra,ireo dossier nataon\'ny fitondrana taloha no navaozina ka nataon\'ny fitondrana sonia t@ mpamatsy vola mahazatra;zany hoe tsy nisy vola mbola azo satria tsy mbola vita sonia,zay mantsy ry l\'objectif malaza no atao hoe,accord a!de mba aza mirediredy fa mampihomehy.ayyy,zay vao azoko,tsy fantany hoe rehefa betsaka ny vola nosamborina ka tsy azo antoka ny famerenana azy dia azon\'ny mpampisambotra atao ny tsy manome!OH;ny ampiasana ny vola ammortir ve sa ho tsia,fa raha ny fidirana ao anaty subvention anie tsy ahazoana tombony fa vola namenoana fantiantoka ka tsy miverina e!Zao iainantsika zao no verite de prix tokony niainantsika hatrizay ka tokony efa tsy nanano sarotra t@ malagasy ny niaina azy,de refa tsarana de tsy mahita vaovao ry O M de mamorona mba...Mazotoa manaraka politika fa aza de manao politika be loatra ka lasa mivaha sy...
novalian'i cristal ny 12/09/2005 07:50
3. Herimiafina
(
07/09/2005 20:39)
Izay mihintsy ilay hoe tsy nanao recoupement fa te-hilaza vaovao dia indraindray mivilana any amin'ny tsy izy ny resaka.
Ny maharatsy ny vaovao mivilana dia tsy ny vaovao mivilana loatra fa ny fanaratsiana olona miaraka aminy.
Manimba image-n'olona, contraire ny zon'olombelona.
Ny maharatsy ny vaovao mivilana dia tsy ny vaovao mivilana loatra fa ny fanaratsiana olona miaraka aminy.
Manimba image-n'olona, contraire ny zon'olombelona.
4. maditra
(
07/09/2005 21:48)
cristal:
Zao iainantsika zao no verite de prix tokony niainantsika hatrizay ka tokony efa tsy nanano sarotra t@ malagasy ny niaina azy,de refa tsarana de tsy mahita vaovao ry O M de mamorona mba...Mazotoa manaraka politika fa aza de manao politika be loatra ka lasa mivaha sy...
Azonao azavaina tsara ve io hevitrao ambony io. (ilay phrase voalohany). Ny tianao tenenina izany dia ny hoe, tokony nozarina nijaly ve ny vahoaka Malagasy amin'izay mahatanty tsara ny fijaliana ho avy any aoriana any sa inona? Tsy mazava amiko izany ka azavao kely azafady.
5. jentilisa
(
09/09/2005 15:51)
ny fijeriko azy dia hoe rehefa naharaka ny vidin-javatra iraisam-pirenena ny vola malagasy dia navela hifanakalo ara-barotra tamin'ny any ivelany izy. Izao efa potika tanteraka ny vola gasy vao hifandray amin'ny hafa? tsy takatry ny olona intsony ny vidin-javatra. Ny mapano gazety anie mahay milaza e! lazaina hoe afaka nya mitady fahafahana izy nefa ny ao anatin'ny orinasa mihitsy no misy mifaneritery. Ny baiko sy ny firehan-kevitry ny tompony ihany no tsy maintsy arahina e!
6. hps
(
09/09/2005 19:16)
tsisy resaka tapa-kofehy zany io fa nareo no mitady ho menatra @ safidinareo dia ny mpanao gazety indray no mahazo loza,sa koa ve hilaza ireo artista hoe efa dizna be dia miteniteny foana?mba henoy kely aloha ilay hirany Risareraka dia hahita ny marina
7. cristal
(
12/09/2005 07:12)
Miala tsiny aloha fa zao vao afaka namaly satria tsy teto antoerana!Ny dikan'io dia hoe;nozaharina t@ fanetsenam-panjakana (subvention)foana ny vidinjavatra teto ka toy ny hoe mora ka hany ny vola tokony nanaovana asa hafa dia nanetsemana azy ireny;zany hoe ny vidin-javatra ankehitriny dia efa ela no tokony ho niainan'ny Malagasy nefa nafenina mba ampandeha moramora ny fanjakana zany hoe politika ny ihinanana fa tsy hisy tahiry ny natao teo aloha,vokany tsy nahavita ireo projets maro nokasainy izy ireo satria lasa sakafo avokoa ny vola nefa tsarovy fa na sika olombelona aza dia mila mitafy,mihinana ary manao ny adidy @ fiaraha-monina dia tahaka izay koa ny fanjakana!
(l)
(l)
maditra:
cristal:
Zao iainantsika zao no verite de prix tokony niainantsika hatrizay ka tokony efa tsy nanano sarotra t@ malagasy ny niaina azy,de refa tsarana de tsy mahita vaovao ry O M de mamorona mba...Mazotoa manaraka politika fa aza de manao politika be loatra ka lasa mivaha sy...
Azonao azavaina tsara ve io hevitrao ambony io. (ilay phrase voalohany). Ny tianao tenenina izany dia ny hoe, tokony nozarina nijaly ve ny vahoaka Malagasy amin'izay mahatanty tsara ny fijaliana ho avy any aoriana any sa inona? Tsy mazava amiko izany ka azavao kely azafady.
8. jentilisa
(
12/09/2005 07:14)
izaho indray aloha tsy menatra amin'ny safidiko izany e! mijoro amin'izay nisafidianako aho mandra-pahatongan'ny fifidianana hafa indray. Raisiko ny ahy ny andraikitro.
9. cristal
(
12/09/2005 07:50)
Zokibe a!mahaiza miady hevitra enao ve de tsy nahalala ny tena antony resaka!vakio tsara,de ataovy hoe taloha ianao no nanao fanambarana tsy misy porofo,na iza ianao na iza de tsy maintsy ny DGIDE no maka anao ao antrano ,nefa refa nahalalahana ve de manao zay tiana atao,tsy proffetionnel zany,tsy tomponandraikitra fa te hitsikera,tsy misy manenina fa ny tanora anie tsy notsinjovina fa natao fotsiny zay ahitany ny hoaniny de velona izy teo aloha de tsy afaka nisaina ka raha toa anao ny tanora rehetra de rariny raha tsy handroso ny MALAGASY,satria io fiteny hoe :NAREO,io no tena fototry ny tsy fandrosoana,fa angaha ianao tsy malagasy sao de MAL-GACHE?de mionona fa tsy maintsy mbola io no ho lany eo ,satria anie ny olona manaraka ny raharaham-pirenena e!Fa na iza na iza eto ka anaovantsika toerantsizaka ka anaovana resaka alako bika tsy tiakop tarehy de eto ny tranontsika fa tsy hisy fandrosoana eto§ANAO NY MIERITRERITRA zokibe(hps)a!Refa tsy tiana ny olona iray de tsarovy fa ny hoavinao no kendreny fa tsy ny azy ny azy anie efa vita e!MBA..........
:evil:
:evil:
hps:
tsisy resaka tapa-kofehy zany io fa nareo no mitady ho menatra @ safidinareo dia ny mpanao gazety indray no mahazo loza,sa koa ve hilaza ireo artista hoe efa dizna be dia miteniteny foana?mba henoy kely aloha ilay hirany Risareraka dia hahita ny marina
