isika lehilahy

1. jos13 ( 04/09/2005 07:43)
ny lhl @ ankampobeny d mora lefy ihany @ fitiavana satria misi sipa miaraka @ntsika 1erinandro na 1 volana d leo sahady isika , ny vhv raha mbola tsy azontsika d liana sady mitady mafy azy isika , matanjaka ve ilay filana ara-nofo sa ahoana?
novalian'i booboo ny 29/09/2005 14:59
2. jajaf401 ( 04/09/2005 09:24)
Jos13 slt; filana rehetra de misy allure generale, fa ny fitiavana no manankery indrindra ka eo ihany no anaovan'olo observation akaiky. Eritrereto fa raha mila rano koa enao, de mahazo refa avy eo, mipetraka ny hoe olana mihitsy no voavaha. Fa ny logika dia tokony hipetraka hoanao zay zavatra nahavaha olana t@nao zay ary ny tsy hampanahirana @ fitadiavana azy no ilaina. F'eto dia zao: raha nahita zavatra 1 enao izay tena nanahirana tokoa teo @ fitadiavana azy dia maniry ny hanana maro² enao mba hialana lavidavitra kokoa t@ ilay fanirina sy fahasahiranana teo aloha(t@ tsy mbola nisy azy), na vehivavy zany, na vola zany, na zava-trafa tianao tsy tanisaina; fa tsy midika izany ny efa azo tsy tsara ary tsy lefy ny fitiavana azy fa kosa efa nipetraka ilay izy fa tsy filana azy na fitadiavana azy intsony no manahirana fa zavatr'hafa amizay! Ka tiako no manafatrafatra eto fa tsy vhvv rery no tratran'izay fa ny zavatr'hafa tsara² jiaby(fa anatiny vhvv). Ary tsy lefy ilay filana, porofo manamarina fa tsy lefy ilay izy dia tadidinao ihany ny tokony hatao rehefa manakaiky azy enao, toy ny mangetaheta eo anilan'ny yaourt tiko!!!!!!!:-D:-D
3. Hubert ( 04/09/2005 12:51)
Slt!, amiko indray de tsotra no ilazako azy.
Amin'izao vanin'andro iainana izao d'efa saika miaina @ interêt daholo ny tsi1.1; fa na ny zazakely vao mibadabada aza anie ka 'fa mahay ny olona tiany, satria misy zavatra ao. Ohatra mety hoe mitondra mofo enao de manantokantona anao izy satria sao omenao...javascript:emoticon(':{')
Ny tsara ho tsindrina eto dia efa mitovy daholo @'zao fotoana izao na lhl io na vhv, fa tsy misy anavahana intsony.
Ny vhv koa anie ka manao toa ilay voalaza etsy ambony io e! ary mino marina tokoa za fa efa maro no voa. Mbola tia ny iray, nefa ny iray toa...efa fantrareo no ho tohiny.
4. fijo ( 05/09/2005 04:21)
tsy mora lefy isika,fa tia vao.nefa tsy te hanary ny taloha ko.
5. aliotsy ( 05/09/2005 06:27)
beuuuuuuuuuuuuuuu
6. pika ( 05/09/2005 10:13)
nefa ny lhl indrindra no tena tsy mahazaka raha ataon'ny sipa an'izany
7. saddam ( 05/09/2005 10:28)
pika:

nefa ny lhl indrindra no tena tsy mahazaka raha ataon'ny sipa an'izany


tsy misy an'izany fa ny toe-tsaina no mitondra an'io

8. pika ( 06/09/2005 07:46)
rehefa tsy tianao aloha ilay olo dia tsy mahagaga fa tsy misy an'izany e zaranao aza izy mahita hafa mba ahafahana miala mora2 :-D
9. Veloo ( 06/09/2005 20:49)
Ny fitiavanareo lhl zany otran'ny fitiavana misolo chemise isan'andro? :twisted:
10. pika ( 07/09/2005 04:47)
tanalahy ka mora miova loko ry veloo a
10% izany atao hoe lhl tena tia izany ka tsy mampirafy
ny vhv matetika olon'ny fo mantsy fa ny lhl olon'ny saina
11. deghany ( 07/09/2005 09:11)
Veloo:

Ny fitiavanareo lhl zany otran'ny fitiavana misolo chemise isan'andro? :twisted:


nga njy soumizou?!!! heeheheh

12. pitchou ( 07/09/2005 18:22)
d maninn kay nareo no marary an-doha raha sendra sipa (vady) tia vao otran'izany koa?
13. Herimiafina ( 07/09/2005 18:50)
jos13:

ny lhl @ ankampobeny d mora lefy ihany @ fitiavana satria misi sipa miaraka @ntsika 1erinandro na 1 volana d leo sahady isika , ny vhv raha mbola tsy azontsika d liana sady mitady mafy azy isika , matanjaka ve ilay filana ara-nofo sa ahoana?


Anisan'ny mbola toetra hifandraisantsika olomeblona amin'ny biby io. Antsoina hoe "instinct de predation".
Ny efa eo ampelatanana dia tsy raharahiana intsony fa ny tsy azo no mahafatifaty.
Tsapatsika koa fa ny zavatra iray fony mbola teo ampelatanantsika dia tsy nomentsika veleur fa rehefa lasa vao nampangotsoka antsika.

Misy koa ny fomba fitenenena hoe "On ne se bat pas en terre conquise".
Ny zanatany efa babo dia tsy hiadivana intsony.

Tiantsika izany ilay miady, mitady hafa, manafika, sns.

Ny vokadratsiny: Ny tokatrano ampihafiana fa ny hafa ampiadanina.

14. Veloo ( 07/09/2005 18:52)
deghany a ka zany no fi-considerenareo an'ny vaiavy knou :twisted:
15. Herimiafina ( 07/09/2005 19:02)
Veloo:

deghany a ka zany no fi-considerenareo an'ny vaiavy knou :twisted:


Hita na any amin'ny lahy na vavy d'une certaine catégorie sociale io toetra io ka.
Saingy any amin'ny lahy izy no affirmé de l'extérieur.

Ny lahy mantsy ivelany ny fitaovany fa ny vavy anaty dia ny bandy tsy mahay manafina dia ny bandy foana no voateny.
16. deghany ( 08/09/2005 09:04)
Veloo:

deghany a ka zany no fi-considerenareo an'ny vaiavy knou :twisted:

njy kosa v de ho ataoko soumizo!!! njy zao ataoko nounours!! hehehehehe

17. mandrindra ( 08/09/2005 09:56)
jos13:

ny lhl @ ankampobeny d mora lefy ihany @ fitiavana satria misi sipa miaraka @ntsika 1erinandro na 1 volana d leo sahady isika , ny vhv raha mbola tsy azontsika d liana sady mitady mafy azy isika , matanjaka ve ilay filana ara-nofo sa ahoana?

Ho antsika lehilahy dia tanjona ilay filana ra nofo. Rehefa azo io dia tratra ny tanjona ary vita ny tantara. Ho an'ny vehivavy nefa dia fanomezana lehibe io, ka rehefa manome an'io izy, izay vao manomboka ny tanatara aminy. Dia eo amin'izay ilay mampifandritaka.

18. Veloo ( 08/09/2005 19:00)
deghany a=))=))=))
njy kosa v de ho ataoko soumizo!!! njy zao ataoko nounours!! hehehehehe
ilay nounours apetraka etsy amin';ny salon fotsiny o? :-D:-D:-D:-D
:twisted::twisted::twisted:
19. lilbon ( 09/09/2005 04:55)
za indray alou de tsy mahamenatra ana mintss fa izao:
za refa tia olona iray de tena tia be .
tena tonga de mivaivay mintss.sady tsiss interet mintss.
fa izao :
za raha vao tezitra in1 de tsy tia tsouny !de tena tsy tia vovoka mintss.
tsy haiko aloha izay mahatonga izany e!
20. deghany ( 09/09/2005 10:23)
Veloo:

deghany a=))=))=))
njy kosa v de ho ataoko soumizo!!! njy zao ataoko nounours!! hehehehehe
ilay nounours apetraka etsy amin';ny salon fotsiny o? :-D:-D:-D:-D
:twisted::twisted::twisted:


.....de vantanina isaky ny avy mikandra!! hehehhehe
milay an?!!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0371