Je t'aime, moi non plus!!!

1. ravakamalala ( 31/08/2005 11:20)
Misy miteny hoe ny fitiavana ohatran ny voninkazo ka rehefa tiana hamony sy hamelana ary hateza dia mila tondratondrahana matetika sy asiana zezika sy karakaraina.
Nefa koa misy miteny hoe ny fitiavana tsy azo forcer-na fa na io mety na tsy mety. Ka na ampiasana zezika matanjaka be aza ve dia tsy hety mihitsy?
novalian'i IDEALY ny 05/09/2005 03:57
2. pika ( 31/08/2005 11:59)
rehefa diso be zezika anie dia lo ny tahony e :lol:
ny olona mifankatia (samy tia) no mety io kolokoloina io raha tiana hateza fa rehefa tsy tia izay anie ny 1 dia tena marina ny teninao e
3. booboo ( 31/08/2005 12:07)
4. zakilinina ( 31/08/2005 13:18)
Ataovy amin'ny antonony ihany re anaka !
5. xxx ( 31/08/2005 14:48)
ravakamalala:

Misy miteny hoe ny fitiavana ohatran ny voninkazo ka rehefa tiana hamony sy hamelana ary hateza dia mila tondratondrahana matetika sy asiana zezika sy karakaraina.
Nefa koa misy miteny hoe ny fitiavana tsy azo forcer-na fa na io mety na tsy mety. Ka na ampiasana zezika matanjaka be aza ve dia tsy hety mihitsy?

message

Miankina @ toe-tsain'ilay olona tsirairay avy io fa tsy voatery hoe izao no hanaovako azy dia tiahy io.
Ny fitiavana raha misy antony fa tsy vokatry ny fo sy saina miaraka dia tsy mety mihitsy na atao inona na atao inona.
Raha vao mifankahita ny olona anan-kirao rehefa mifanao fotoana matotra dia mety ho fantapatatrao fa hifankatia ianareo.

6. xxx ( 31/08/2005 14:50)

7. pinous ( 31/08/2005 16:29)
Izaho aloha mitovy hevitra amin'le nisy niteny hoe ho an'ny olona samy tia izany.Fa ny olona iray rehefa miaraka @ fitiavana dia manam-pandeferana sy afaka manaiky zay zavatra iainana rehetra.Ka eo no tsy dia mety raha ianao no tia olona be nefa tsy dia tiany dia lasa manambitamby azy foana sy miezaka izay ahafa-po azy foana(vola,haingo,...) ka na ataonao inona izy na ataonao inona dia mampifilafila sy mamolaka anao foana.Ka ny ratsy rehefa sendra ny tena tiany tampoka izy dia ilaozany eo ianao.Ka lasa herim-po very maina e!
8. ravakamalala ( 31/08/2005 17:28)
Izay no tena marina ry Pinous
Ka ny ratsy rehefa sendra ny tena tiany tampoka izy dia ilaozany eo ianao.Ka lasa herim-po very maina e!
Ary izy hitady izay tiany foana fa tsy hiaritra trefle eo mits akory.

9. Veloo ( 31/08/2005 18:00)
marina izany plus enao mikolokolo azy plus izy migafy fotsiny... fa miverina fona rehefa leo any ivelany any :-D:-D:-D
10. rijatsif ( 31/08/2005 23:29)
Marina mihitsy izay, io koa anie ohatra ny tavoahangy consigné ireny ê! Tsy maintsy miverina ihany na dia somary misy pilaka kely aza ny vavany.:lol::lol::lol:
11. Herimiafina ( 01/09/2005 04:12)
Ny fitiavana amin'ny kiltiora malagasy dia tsy aferan'olondroa fotsiny fa idiran'ny fianankaviana rehetra. Hoy ilay vazaha iray izay "tu te maries avec leurs femmes, tu te maries avec toute la famille" ka ny fahaizan'ny mpifankatia mamehy izany contraintes rehetra izany no hahatafavaoaka azy. Tsy azo idifirana mihintsy ny fiaraha-monina fa io no mety hanamafy na handrava ny fifankatiavana.
12. ravakamalala ( 01/09/2005 08:11)
Herimiafina > Tena marina mits ny lazainao, danz be ny pression omen ny fianakaviana eo amin ny fiarahana gasy, ary ny tena loza (angamba) dia ny fieritreretan izy ireo fa ho zony mits ny miditra ao anatin ilay resaka.
Tsara ny fiaraha monina gasy : Tsy misara mianakavy, fa misy koa ny lafiny maharatsy azy, nefa moa dia izay no maha gasy antsika ka anjarantsika no mandrindra izany e!
13. Veloo ( 01/09/2005 16:37)
oy ravaka oe:
Herimiafina > Tena marina mits ny lazainao, danz be ny pression omen ny fianakaviana eo amin ny fiarahana gasy, ary ny tena loza (angamba) dia ny fieritreretan izy ireo fa ho zony mits ny miditra ao anatin ilay resaka.

zao retsy ny solution a eto lavitrin'ny fianakaviana retsy dia nareo roa rery no manamobotra ny fiainanareo a...
14. ravakamalala ( 02/09/2005 09:01)
Marina koa io Veloo a.
Ny havan tiana tsy iaraha monina an!!!
15. Veloo ( 02/09/2005 16:22)
ravaka eto any afrika ny anjy :-D:-D:-D
16. ravakamalala ( 02/09/2005 18:00)
Ka izy aza efa oe moi non plus kou!!!
17. ft ( 03/09/2005 16:15)
ravakamalala:

Izay no tena marina ry Pinous
Ka ny ratsy rehefa sendra ny tena tiany tampoka izy dia ilaozany eo ianao.Ka lasa herim-po very maina e!
Ary izy hitady izay tiany foana fa tsy hiaritra trefle eo mits akory.

Tena zvt marina ary mitombona ny volazanjy!!
Fa mandrapahitany lé tena tiny izy de mody tena mbola Love be @njy fa avy eo "bye bye" ouzizy!
18. IDEALY ( 05/09/2005 03:57)
izay le notenenin'olona iray izay we aleo miaraka @ olona tia anao toy izay miaraka @ olona tianao
ampiasao ny saina fa tsy ny fo fa sao maty tanora
de tazomy foana ny independance fa tsy miankina be 100%
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2914