diso tsipelina ao tononkalo
1. bichette
(
24/08/2005 14:48)
sao dia mba tokony atao hoe :"tsy mbola misy naneho hevitra ....." ilay hoe "mbola tsisy..." , toa misy fahadisoantsipelina maromaro ihany ato ....
novalian'i booboo ny 31/08/2005 13:50
2. vegas
(
27/08/2005 00:25)
tena zay koa ny zavatra tsikaritro tamin'ny za nitsofoka voloany tato fa booff samia manao ze ahaizany azy eo fa tsisy bedy e!
Manaona oa bichette. Inona vaovao? :)
Manaona oa bichette. Inona vaovao? :)
5. bichette
(
30/08/2005 12:47)
Misy zavatra hafa koa , ilay teny hoe "manaona" "manao ahoana" no fanoratana fa tsy "manaona" zany
7. booboo
(
31/08/2005 13:49)
mahazo manampy ve ? :oops:... misaotra indrindra no tena izy satria ny fisaorana tsy afaka isaina oe "misaotra iraika na roa na betsaka".:oops:
8. booboo
(
31/08/2005 13:49)
mahazo manampy ve ? :oops:... misaotra indrindra no tena izy satria ny fisaorana tsy afaka isaina oe "misaotra iraika na roa na betsaka".:oops:
9. booboo
(
31/08/2005 13:50)
mahazo manampy ve ? :oops:... misaotra indrindra no tena izy satria ny fisaorana tsy afaka isaina oe "misaotra iraika na roa na betsaka".:oops: