epilation

1. xxx ( 24/08/2005 08:49)
civilisation ny epilation ankitrio . dia manontany anareo aho fa za rehefa mi s'epile indrindra ny maillot dé mitatra no matevina no au bout de 2 jours défa matsiotsilo be, nenareo kay in no atao ? mahita za amin'ireny telé ireny fa madio be ny faritra epilen'ny vazaha , inona kay no atao
Maintso
novalian'i Sorate ny 17/01/2006 09:52
2. chipie1 ( 24/08/2005 11:09)
zany ve ry xxx ? manatona estheticienne raha izany , fa ny contraire anio lazainao io no marina !
3. xxx ( 24/08/2005 11:19)
mila asiana crème assouplissant ny oditra alohan'ny manao épilation @ izay izy efficace tsara sady tsy dia marary. Raha tsy izany de izay anaovanao azy ihany. :)
4. booboo ( 24/08/2005 13:43)
sady misy raha ankoatra ny épilation ange ! fa mamay kosa klou zany mi-épiler ny maillot manta @ zao fotsiny zany e ! :^):^)
5. Veloo ( 24/08/2005 16:43)
ka inn no tena tsara atao e?:-P
6. fijo ( 24/08/2005 21:18)
avelao ho lava eo e
7. deghany ( 25/08/2005 10:30)
ento aty épileko e!!=))sady bôjy
8. avana ( 25/08/2005 13:07)
fijo:

avelao ho lava eo e

De lasa ohatran'ny forêt vierge d'Amazonie anie e! .... impénetrable! sa ts problème amnao zany?

9. Veloo ( 25/08/2005 15:53)
avana =))=))=)) otran'ny itako i fijo mitady oe aiza le izy ? =))=))=))
10. fijo ( 25/08/2005 23:09)
ka eo ampisavana ny fakany hono no ahitana ny tena izy ko.
11. Herimiafina ( 25/08/2005 23:36)
Alao any fa sao misy hao eo.
12. Herimiafina ( 25/08/2005 23:38)
Fa inona no hitiavanareo mi-épiler an'io e? Hety ampiasaina dia ataovy coupe US marins na COSFAP. Favy izy amin'izay toy ny mihinana steack salade. Tsy milay mantsy ny steack raha tsy misy salade
13. avana ( 26/08/2005 08:49)
fijo:

ka eo ampisavana ny fakany hono no ahitana ny tena izy ko.

Zany an! manahirana ko! sady mandidy

14. avana ( 26/08/2005 08:53)
Herimiafina:

Fa inona no hitiavanareo mi-épiler an'io e?

Arakaraky ny akanjo anaovana io ka! nenah aloha fa tsy haiko ny an'ny sasany

15. Veloo ( 26/08/2005 15:33)
:-D:-D:-D:-D
16. mishou ( 28/08/2005 21:46)
:-D:-D:-D:-P
17. Herimiafina ( 28/08/2005 22:02)
avana:

Herimiafina:

Fa inona no hitiavanareo mi-épiler an'io e?

Arakaraky ny akanjo anaovana io ka! nenah aloha fa tsy haiko ny an'ny sasany



Favy be anie ny mahita volo mba hanavahana azy amin vatakazo e.
18. steeeel ( 28/08/2005 22:32)
susceptible
19. deghany ( 29/08/2005 14:12)
Fa volo inn avy alou le épiler-na e!!;-)
20. deghany ( 29/08/2005 14:14)
Fa volo inn avy alou le épiler-na e!!;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1597