Pianatra tao Antsirabe fahiny ve ianao?

1. dakoma ( 21/08/2005 21:02)
Za dia pianatra tao aminy CEG,sy lycee taminy taona 1985-1989.Be zatovo tsara tarehy tao fahiny.Mahay mirevy be ny vakinakaratra,mihoatra aminy ankiziny Tana,sy Fianarantso.
Teo ankaikiny hotel Diamant zah no nipetraka,ary panao karate no fahalalany ankizy anah.
Mety mahalala ahy ianao .
novalian'i xxx ny 20/10/2005 13:12
2. xxx ( 21/08/2005 21:06)
Mahay mirevy ahoana?
De izay ihany zany no tena mampalaza anareo tao Antsirabe tao?
3. fasaly ( 22/08/2005 05:03)
dakoma:
mahafantatra tsara an'i coiffure hanitra arcade zany ndroky raha tao amy ceg no nianatra?
anay ro tao!
4. Ralay ( 22/08/2005 05:49)
fasaly>Hay ve enao tao @ coiffure hanitra e fantatro ny rahavavinao izany. Misy any Norvege ny iray ô. Nihaona izahay t@ RNS farany teo.I Han... mpanao basket mahay koa hihihi.Mety mifankalala isika angamba?
dakoma>Tsara tarehy aloha dia ataoko fa marina fa izany mahay mirevy zany indray no tsy haiko aloha hihi azavao hoe!
5. petite ( 22/08/2005 06:31)
Mba te hanana fifandraisana matotra be aminao aho, raha toa ianao ka olona toa ahy: izany hoe matotra sy hendry tsara...valio!
6. mihoby ( 22/08/2005 06:44)
:D:^):^):^)
za koa aloha mpianatra tao e, ekeko fa be tsara ao fa le hoe mahay mirevy indray no mbola tsy haiko ,mba ampianaro e, ahoana le izy tsy mitovy neny rehetra ihany ve ?
7. fasaly ( 22/08/2005 09:18)
ralay:
ie! izay mintsy, izà kou anie tany amy RNS e!
fa tsy fantako i toi hoe iza.
8. marengarenga ( 22/08/2005 15:12)
tsara koa ny fotokevitrao zany an!!!
9. dakoma ( 22/08/2005 18:16)
fasaly:

dakoma:
mahafantatra tsara an'i coiffure hanitra arcade zany ndroky raha tao amy ceg no nianatra?
anay ro tao!

Olona fantatro tsara ry zareo.Mahafatifaty jiaby na reniny na zanany.Manana alika betsaka ihany koa ry zareo.Ary aiza daholo tokoa ry zareo ireny aminizao fotoana?

10. dakoma ( 22/08/2005 18:25)
Ralay:

fasaly>Hay ve enao tao @ coiffure hanitra e fantatro ny rahavavinao izany. Misy any Norvege ny iray ô. Nihaona izahay t@ RNS farany teo.I Han... mpanao basket mahay koa hihihi.Mety mifankalala isika angamba?
dakoma>Tsara tarehy aloha dia ataoko fa marina fa izany mahay mirevy zany indray no tsy haiko aloha hihi azavao hoe!


Inona aloha ilay RNS fa tsy fantatray aty Dago izany ?Ka tsy tonga ve de nikotinao tany ? sipa mahafatifaty ireny.
11. xxx ( 22/08/2005 18:29)
mampimé be ilay atao oe "dakoma" :-D:-D
12. dakoma ( 22/08/2005 18:34)
petite:

Mba te hanana fifandraisana matotra be aminao aho, raha toa ianao ka olona toa ahy: izany hoe matotra sy hendry tsara...valio!


Manao ahoana aloha izany olona toa anao izany ?Le hendry sy matotra mantsy tsy tena ampy satria samy manana ny fijeriny an`io.
Za manokana aloha dia tia mikolokolo vatana hatramin`izay.Ankehitriny dia mitazona mangazay no asako.
13. dakoma ( 22/08/2005 18:37)
xxx:

mampimé be ilay atao oe "dakoma" :-D:-D


De mampiomehy noho ny hoe Vakinà ve?
14. fijo ( 22/08/2005 20:20)
hay ve dia nirevy sy nanao kara te no tena nataondroky tao e
15. dakoma ( 22/08/2005 20:47)
fijo:

hay ve dia nirevy sy nanao kara te no tena nataondroky tao e

Nandihy boum tao @ thèrmes sy Niavo aloha dia nangotraka mihintsy fahiny ê!Dia avy eo dia mihinana maskita eo @ Rasoa,dia avy eo indray mirombo @ bandin'ny arcaades,ry Niry sy ry Kotomi ireny ê!

16. Ralay ( 22/08/2005 21:46)
dakoma > fihaonan'ny gasy ara-panatanjahan-tena any ampitan-dranomasina any zany RNS zany r'ise a fa mba azavao aminay ilay hoe mahay mirevy aloha ry dakoma a!
17. dakoma ( 23/08/2005 10:34)
Ralay:

dakoma > fihaonan'ny gasy ara-panatanjahan-tena any ampitan-dranomasina any zany RNS zany r'ise a fa mba azavao aminay ilay hoe mahay mirevy aloha ry dakoma a!


De misy resaka karate ve zany? Mety ho avy aho aminy manaraka.Ny hoe fahaizana mirevy alo amiko dia ny fifaliana feno e.
Sao mba misy te hividy siramamy fotsy anio ,fa ataoko mora ny ambongadiny anio.
18. fasaly ( 23/08/2005 12:05)
dakoma :
de fantatry i toi tsara ny famille e!
de mpanafika rombo tao amy arcades zany ndroky?
mizarazara be anay e! misy aty blegik misy france misy norvège, iray ao bira.
de ny aliaka efa maty aby:lol::lol::lol:
19. dakoma ( 23/08/2005 14:22)
fasaly:

dakoma :
de fantatry i toi tsara ny famille e!
de mpanafika rombo tao amy arcades zany ndroky?
mizarazara be anay e! misy aty blegik misy france misy norvège, iray ao bira.
de ny aliaka efa maty aby:lol::lol::lol:


Dia ianao ilay aiza? Efa mba ni-kôty ilay vavimatoanareo aho taloha fa ny azy hono mpanao basket ihany no tiany.Ilay vaviaivo toa nanambady bandy any Norvège ny fahalalako azy. Ilay faravavy kosa hitako eto Antsirabe foana.Ireo ambony kosa dia tena tsy haiko mihintsy hoe nankaiza.
Bandy niray génération taminay fahiny teto ny vadin'ilay vaviaivo.Bandy nahay nirevy koa ry leròny fahiny .Toa tena mazana hono ry zalahy ireo raha hanao affaire-na automobile @ izao fotoana.Fa t@ l'an 2000 tonga dia automobile be dia be sy entana maro karazana avy Norvège no naondrany teto.
Mba tia hihaona @ ilay zokiny indrindra aho raha sendra fantatrareo ny toerana misy azy.

20. fasaly ( 23/08/2005 18:04)
lay vavimatoa zao ao paris amzao e!
ié! lay zokin'i vadin'i vavyaivo angamba no mazana be amy afera zany.
vavimatoa mbola manao basket foana, fa ny vadiny anefa tsy manao anzany.
manorata privé amiko de miresaka tsara e!
fa dakoma ve lahy sa vavy e!
toe eto mantsy toa hoe bandy ndray, satria nikoty ny vavimatoa kou!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4294