Tsunami-Liverpool

1. kally ( 19/08/2005 08:43)
Mba mampanontany tena ihany indraindray fa tsy tahotra tsy henatra ny sasany.Ny vahoaka milentika anaty fahasahiranana, ny tranony rava tsy voaorina, ny lehibe tsy te-hahalala izany.Tsaroantsika ny volabe voaangona t@ tsunami angamba ary hita ny zavatra kely vita, sy ny be tsy voatsangana, re anefa izao fa dia novidian'ny praiministra Thaïlandais 10 milliards d'euro ny ekipa mpanao baolina kitran'ny Liverpool.Mampieritreritra!!!!
novalian'i TMalefaka ny 01/09/2005 05:28
2. narima ( 20/08/2005 13:09)
manahiran-tsaina tokoa ny meritreritra izaky ka tsy haiko raha taroniko...!
3. TMalefaka ( 01/09/2005 05:28)
Fa angaha moa ireo volabe ireo halefan'ireo tandrefana any @ tany mila azy. Ny azy ihany no ahodiny fa dia miandry eo ny madinika hono.
Ampiasana ny saina fa tsy miandry foana koa é. Raha nahavidy i PM, nampiasa ny sainy izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0796