Ahoana indray ny an-dRavolomaso sy ny namany?

1. babalahy ( 18/08/2005 16:06)
Mba tokony ho fantatra ary ho saziana mafy izay navanon-doza.Sa ahoana ry mpitsara malala isany.
novalian'i fijo ny 23/08/2005 21:48
2. fijo ( 18/08/2005 21:16)
raha ny tokony ho izy dia izay,nefa aimin'ady toa ireny ,ny resy dia maty hoazy.
3. reeves ( 19/08/2005 11:00)
Ny zavatra mahagaga ahy aloha dia maninona no tsy nametraka plainte ny fianakaviany na dia zony tanteraka aza izany ! Misy antony hafa ao izany izay tsy mbola fantatsika vahoaka ka ataoko fa ny fitsaràna sy ny olona akaiky azy no afaka mamaly an`izay fanontaniana izay mazava tsara .
4. fijo ( 22/08/2005 22:25)
ka rehefa ny avany aza tsy mihetsika,inona moa no handrasana eo.
5. fafa ( 23/08/2005 08:32)
fantatra marina ve ny antony nahafaty azy aloha? refa tsy mitory marina ve ny fianakams inn no azo atao?
6. fijo ( 23/08/2005 21:48)
inona moa fa dia avelao izy hoany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0067