fitiavana tena marina

1. zefalah ( 16/08/2005 23:02)
maninona moa raha lay fitiavanareo mafana sy miroborobo io no atao hitiavanareo an"Andriamanitra?
sa diso aho ra hilaza zany eto...maro mantsy reo olona te amono ny tenany mihintsy,satria misy tsy mety ny eo @ fiainany ara-pitiavana..de hoy aho hoe:nga io olona io no namelona anao tety ambon'ny tany?nga io olona io no nanome fofonaina anao? no vononao ny tenanao? no anao zay zavatrs tsy fatao enao..le izy de zao e..moa ve tsy azo avadika ho fitiavana an'Andriamanitra lay fitiavana resaka sipa?
novalian'i fijo ny 01/09/2005 21:20
2. cutie ( 16/08/2005 23:42)
zefalah , ka tsy hanao masera sy mopera daholo ve ny oul raha izany :-D
3. zefalah ( 16/08/2005 23:47)
zany anie tsy hiteny hoe izy rehetra e! ho an'reny matiny fitiavana trop reny no lazaiko an'zany.
sady ,nga ko mo ratsy ra anao masera enao?
ra anao mopera zaho? raha tsisy mopera ve nareo hivavaka?
4. cutie ( 16/08/2005 23:56)
humm zany an zefalah :p
Nga zefalah efa nahita oul matin'ny fitiavana zany (namono tena) ??? sa nahita film :p
5. akamatiana ( 17/08/2005 03:29)
:-D:-D misy fitiavana an'Andriamanitra zefalah an , de tsy maintsy misy kou ny fitiavana resaka sipa ozy toi :-D fa asakasak'izay tsy mahay mandanjalanja an'azy d avy eo manaonao fona , sady tsy A/tra no tsy an'ilay sipa avy eo :-D:-D
cutie>:-D:-D:-D:-*
6. xxx ( 17/08/2005 06:36)
marary ve ry zefa le voadona arampitiavana sy aratsaina ? :-D:evil:
7. fasaly ( 17/08/2005 16:07)
ka maninona ny fitavana be rehetra an'i zefa raha omena an'andriamanitra daholo de miova filamatra kely, mandeha mianatra monastera izay anie ny fitiavana an'andrimanaitra, ajanony io fianaranao io.
8. fijo ( 17/08/2005 20:41)
aza ampidirina amin'ny fitiavana izany andriamanitra izany fa loza be
9. xxx ( 18/08/2005 05:40)
Zefalah nga zao mompera sa pastera kah!
Efa misy lalany avokoa nge io e! misy ny an'Atra de misy ko hoan'ny oul samy oul!
Zefalah zany tsy manao sipa zao?
10. lilbon ( 18/08/2005 13:13)
slut zefalah!:)
mafinaritra ny mitia an'andriamanitra de manavotra:)
de za kou tsy pour an le we mamono tena !ary tena zavatra 1 tsy tokony ho hataon'ny olom-belona mintss io!
fa zao kosa e!
ilaina kou le fitiavana olon-droa ,satria zavatra masina koa io e!:):)(l)
11. zefalah ( 18/08/2005 19:37)
za anie tsy niteny hoe tsy ilaina le fitiavan'olondro e...fa misy le fitiavany sasany efa tsy fitiavana tsony fa fanopoana..za kosa alo tsy anao an'zany e..marina e
12. fasaly ( 18/08/2005 20:02)
ka raha amin'ny fo feno fitiavana be no hanaovany izany fanompoana izany izay no fatany fa mety de in no fahadisoany sy maharatsy izany e! samy manao zay reviny sy tiany ny olona e!
fehiny fitiavana be daholo zany fa tsy misy hoe tsy fitiavana:wink:
13. fijo ( 18/08/2005 20:46)
za kosa aloha raha mahita sipa manompo dia faly e.tsy manompo aza tiako ko;
14. zefalah ( 20/08/2005 13:35)
raharaha be nge ty fitiavan ty ry reto e!!:-D
15. zama91 ( 20/08/2005 15:16)

Ny ahy indray ny fiheverako ny tena fitiavana,tsy hoe fitiavana ara nofo,fitiavana madio,amour platonique no filazan'ny vazaha azy.T@ izaho T3 tany dago dia amoureux ny prof nay,ary ny tena mahagaga amin'ny ity amour platonique ity tsy maintsy hoe olona samy hafa mentelite,phisique.Indraindray aza fitiavana te hanampty izany
16. vaovao ( 22/08/2005 09:31)
ary sao d zefa toko ary no motady hamono tena d mody avadika hoe ol hafa? aza kivy zany rangah a!mbola milay b nge ny fiainana e!d tsofina rano fotsiny zay niala t@nao mba hahita zay mendrika azy e! d zay d tena atao hoe fitiavana le izy!
17. fasaly ( 22/08/2005 09:49)
zama:
iza indray zany prof zany e!
de raikitra ve???
18. akamatiana ( 22/08/2005 10:12)
:-D:-D
19. cocorie ( 22/08/2005 12:40)
:{:-o
20. Veloo ( 22/08/2005 18:15)
Ny fitiavana an'Andriamanitra tsy mitovy amin'ny fitiavana sipa ry reto.. misy degre isan-karazany ny atao oe fitiavana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3463