Mozika
1. Herinjaka
(
12/08/2005 12:18)
Anisan'ny mpankafy mozika indrindra ny mozika mivoatra,tsara ho halain-tahaka ny mpanankanto sasany ohatra i Tiana ,Ricky...maro ny matihanina eto amintsika fa ny fanjakana variana miady an-trano ka tsy mahita ireo mpapifalifaly.
novalian'i fijo ny 15/08/2005 21:07
2. ainaheri
(
12/08/2005 20:41)
fa i Herinjaka nga havan'i Tiana to dokafanao mafy ery izy zany ?????
5. akamatiana
(
06/11/2005 14:55)
ary tô miverimberina b l resaka kay??? sa ny masoko no efa marary hihihih:-D:-D
